misotro rano betsaka

1. MITIA7 ( 06/08/2015 08:40)
Rehefa misotro rano betsaka ve ianareo dia avy hatrany dia teipipy sa afaka firy minitra na ora?
Izaho manko amin'izao tena misotro rano be, ary juste apres 15mn nisotroana rano na 30mn raha el indrindra dia te ipipy
Normal ve izany?
Misaotra betsaka e
novalian'i TenWors ny 25/09/2015 11:47
2. hery ( 06/08/2015 09:19)
Izaho aloha misotro rano betsaka sy mi-pipi betsaka. Fa tsy sur aho hoe le rano vao nosotroiko teo no mivoaka afaka 15 min. Mety hoe vokatr'ilay rano nosotroiko tany alohaloha dia manao pressions.
Fa rehefa andro mafana be (tahaka izao) dia tsy dia mi-pipi matetika na dia misotro rano betsaka aza.
3. MITIA7 ( 06/08/2015 12:37)
dia isaky ny 15mn na 30mn mihitsy ve ny anao ry hery? (no poretiny)
4. napou ( 06/08/2015 13:17)
za koa ry zareo dia torak'izany a! manotany tena mihintsy aho hoe maninona ary fa otran tsy mitana zany ny vatako fa avy misotro rano dia vetivety eo dia mandeha mi pipy, kay tsy izaho irery, inona ary mahatonga an'zany e? sa mila manantona dokotera?
5. hery ( 06/08/2015 13:19)
Ohatra ny te hiteny aho hoe andramo hoe ilay pipi raha rano madio no mivoaka? Eny e, ny analizy no tokony hatao fa sao dia tsy miasa tsara ny voa (rein)
6. MITIA7 ( 06/08/2015 13:30)
Izaho aloha dia tsy afenoko mihitsy fa nisy fotoana aho tena nanandrana mihitsy satria ny souci-ko tamin'izany dia hoe sao dia ilay vao nosotroiko teo ihany ary ity mivoaka ity?
Ilay izy aloha tena pipi madio be, ary nanandrano fa misy tsirony kely ihany izany hoe tsy toy ny tsirona rano tsotra (ialana tsiny fa somary dégueu kely ilay resako)
7. MITIA7 ( 06/08/2015 13:51)
Izao aho tena sahirana be ato ampiasana fa isaky ny 20mn d toilette foana pffffff
8. napou ( 06/08/2015 13:56)
za ndray aloha mbola tsy nanandrana e! fa jereko fotsiny fa otran fotsy mavo ny lokony zan oe ts tonga d fotsy b ts mavo be koa, manao analyse no mety angamba e, fa za ndray ndray dia kivy ts te hisotro rano mintsy, nefa rehefa tsy misotro mihetsika ndray ny vavony
9. MITIA7 ( 06/08/2015 14:07)
Ary hono tokoa hoa e, sao dia noho ilay rano sotroiko somary mafana foana kosa ary no mahatonga izany? Eto aho vao tonga saina sa tsy misy idirana ve hoy ianareo? Rano mafana foana manko no sotroiko
10. napou ( 06/08/2015 14:31)
Otrany tsy misy idirany an! ny ahy ndray rano mangatsiaka (eau filtré) foana no sotroiko fa za tsy dia tia ranomafana izany nefa dia izay no mitranga.
11. pakopako ( 05/09/2015 04:37)
mtovy amiko zany nareo za aty ampesana farak'zay mopipi metitka ar mahalany zano betsaka koa za koa efa nanotany otrany zany,efa enoko mis mteny mba mande mipipi matetka... mahamenatra iany le mvezivz indray²
12. TenWors ( 24/09/2015 13:06)
MITIA7 >>> normal be kosa rehefa mampiditra rano ao amin'ny vatana tokony hisy mivoaka foana na vetivety na maharitraritra E! Ny olana kely aminareo tia rano be itony fotsiny dia (lasa misotro SODAYO po po: beurk... hi hi hi) mety ho tratran'ny hypocalcemie... tsy midika inona ilay fahaiganan'ny fivoahan'ny rano fa miasa tsara aza ny taova amin'izany.
Napou >>> efa marary vavony ianao ka mila mitsabo : somary ratsy tsiro ny fanafody atoro anao saingy tsy miverina intsony ny aretim-bavony raha vatranao hatramin'ny farany ny traitement:
ALAMO 1scht ranoina (1Litre) + TANTELY (1kaopy) = afangaro tsara dia sotroina A raison de 2c-a-s isaky ny @4h maraina pendant 2mois
13. napou ( 25/09/2015 07:19)
efa henoko ihany io traitement io saingy tsy dia nazava tamiko loatra dia tsy nanao za fa zao vao mazava tsara. Mankasitraka e,
TenWors:

MITIA7 >>> normal be kosa rehefa mampiditra rano ao amin'ny vatana tokony hisy mivoaka foana na vetivety na maharitraritra E! Ny olana kely aminareo tia rano be itony fotsiny dia (lasa misotro SODAYO po po: beurk... hi hi hi) mety ho tratran'ny hypocalcemie... tsy midika inona ilay fahaiganan'ny fivoahan'ny rano fa miasa tsara aza ny taova amin'izany.
Napou >>> efa marary vavony ianao ka mila mitsabo : somary ratsy tsiro ny fanafody atoro anao saingy tsy miverina intsony ny aretim-bavony raha vatranao hatramin'ny farany ny traitement:
ALAMO 1scht ranoina (1Litre) + TANTELY (1kaopy) = afangaro tsara dia sotroina A raison de 2c-a-s isaky ny @4h maraina pendant 2mois
14. TenWors ( 25/09/2015 11:47)
Mirary Soa indrindra ho anao
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4987