Radio mitory an'i YAHOSHUAH

61. anicetmartial ( 15/09/2015 16:54)
Tohiny>>>
Io anie hoahy tsy ilaina azavaina firy @ alalany soratra masina zany fa ny devoly koa anie mba mahay soratra masina,mahay an'Atra koa.Ary tena fatany ambony ambany io satria izy tany.Fa le voa ao anatiny ahalalana azy.Dio io ianao maniratsira sy manambanimbany io.Ary zah koa mino fa mety mapatahotra ny tarehinao na koa tsy mana fifandraisana @ manodidina nefa didy daholo zan hoe ataovo zay ihavananao amin'Olondrehetra.Vinavina ihany ny ahy iny fa saingy ekeko fa ho marina zany.
Dia misaotra e!
62. psni ( 16/09/2015 17:05)

??Io aloha tsy ilaina azavaina firy satria ianao manana ny doctrine-nao t@ Episkop ts hovita,Zah ko manana ny ahy.Fa mba adihevitra ny ahy nefa ny valinteninao ohatrany anolona manambanimbany,anolona masiaka,sns...Dia zany fotsiny no ahalalana fa tsisy fanahy masina,ts ilaina hazavaina firy,zany mahatonga anareo maniratsira ny fiangonana rehetra io,hoy ny baiboly:"Any @ farany any hisy mpaniratsira handeha araka ny filany".Ka fa izao ny andro farany izao iainantsika izao.??

>>fomb fiadin ny dvly zny ataonw zny, rf tratra ny marina d mody manw fialàna ar enw tena manaiky apesain ny dvly . Na d ef fatatrw f marna d mody odinw fanina d mody avadikao oe doctrine ,ar ra doctrine nf ny teneninw d ts doctrine ny EPISKOPO io f doctrine an'YAHOSHUAH ILAY A.TRA tena marna .
Ny A.tranao fatatrw f diso satri jesosy no atsoinw manoitra ny JAO4:22 ?avy am jiosy ny famonjena ? knf nenw sdy Atra grika no Atra gasy satri jesosy ts jiosy velively.
D ndana vakio tsara ko f ny baiboly TOB milaza f Atra grika le jesosy . Nf voalaza ny baiboly d jiosy donc mfanipaka tateraka zny . Diso Atra ianao d io Atra disonw io midika f loharano ts izy ny loharanonw , nampianatr anw zvtra ts marina io izny , d porofon izny io enw mtandrina didy 10 io Gal 5:4? tafasaraka am yahoshuah ze mitady ho hamarinina am lalàna? . GAL 3:11? tsy hamarinin ATRA enw @io didy 10 nw io?, ROM 7:9 ?mpanota fna enw ao @io didy 10 io d very any @ elo?
Sady ts fatatrw io ATRA io @ maha mpanota anw satri nareo ao @ jesosy d mpanora dhlo IJAO3:4-5 .
Ary ny hiafaranw d maty makany @ elo enw @ io didy 10 io . 2KOR3:7

tsy izahay n manaratsy anw f ny tenin ATRA no ef miteny anw ary zao no vokadratsy nataon io jesosy io t@nareo rhtra mitandrina didy 10 d samia tonga saina f ra maty @ zao d any @ elo . IREO NO TENY miandry anw f ts azonw ovaina io satri le anarana d tsy azo ovaina ,araky ny voalazan ny ASA 4:12 .
Jiosy io anarana io f nf nenw jesosy .

Zao n vokatry ny fanovana anarana ekenareo sy arovanareo . Zava- doza n miandry anareo d ny aza mba maty ihany .

F manentana anareo rhtra ze mamaky sy miditr ato @serasera za hoe: henoy ny fampianarana ao @www.rtvyahoshuah.com sy ny radio hff .f mba nanw tahaka anareo ko za t@ voalohany ,nihaino ftsny ny fanaratsin ny olna knfa rf tena nanaraka tsara sy nihaino ny fampianarana etin i EPISKOPO aho d tena resy lahatra f marina le teny ary tena teny mitondra famonjena sy mitondra makany an-danitra . Ary teo ko no natsapako hoe normal le dvly ra mandefa fanaratsina an'ilay teny satri teny mitondra famonjena d ts tiny ny olna ho voavonjy ho any an-danitra ho any @ YAHOSHUAH
63. garage charles Toliara ( 22/09/2015 16:16)
Mankasitraka ny mpapianatra rehetra ny tenako
64. norroh ( 15/10/2015 14:33)
pour strong3:anndriamanitry mopera no fikirinao fa mba menatra e!
65. norroh ( 15/10/2015 14:36)
pour strong3:anndriamanitry mopera no fikirinao fa mba menatra e!
66. Strong3 ( 16/10/2015 08:00)

psni:

D ahitsy kely enw f diso kely le datinw f tam 1 avril 2009 io n navoakan EPISKOPO f ts t@ 2011 araky ny teninw . SA ts hitanw ny declaration - nay rhtr tao @ www.rtvyahoshuah.com ,f zay mitsy n nikaroka anzany anarana zny rf namOka an'io anarana io EPISKOPO .satri zay ko te anaporofo we sO d ef @ internet io .FA TSY NAHITA AN IO ANARANA YAHOSHUAH IO TAO @ INTERNET IZAHAY T@ZNY .D zay mihitsy aza no nahagaga anay oe ahoana ity anarana ity? Ary anarana avy aiza ity anarana ity? Satria zahay hamoaka hira @le anarana d zay no nitadavanay ny tena niavin io anarana io donc zay no nanana olana tamzny hoe avy aiza ty anarana ity alohan ny hamoahana le hira @le anarana. Sa enw ko nga saika amoaka hira amle anarana. Ary ts olna iray izahay no nanw anzny f maro knfa d samy ts nisy nahita an io anarana io t@ internet mihitsy izahay t@ izany .ko ah? No lazainw f ef tao anaty internet ef ela io? F nandritry ny enimbolana taorinan ny nivoahan io anarana io izahay d nanohy nikaroka fna f tsy mbla nahita an io anarana io tao @ internet t@ izany .

Samy milaza mahay dhlo ny olna d enw ko mb anisany anakiray manao anizny ,mseho mahay

F ny anw hita we fialonana e. Sady ANDRIAMANITRANAY ne io fa ts anw e d ts hitako ze mahatezitr anao amzny f na zahay no nahita an io voalohany na ts zahay d tsy anao zny satria ny anao anie jesosy na jeso e le andriamanitry ny grika ny anw d tsisy tkny problem nw mitsy ny anaran ny ANDRIAMANITRAY sy ze nivoahany f nenw ef tena fialonana an i EPISKOPO.

Nikaroka???
nikaroka taiza???
... toa tsy biblik izany nikaroka izany an
67. Strong3 ( 16/10/2015 12:16)

norroh:

pour strong3:anndriamanitry mopera no fikirinao fa mba menatra e!

pour norroh: anndriamanitry episkopo no fikirinao fa mba menatra e!

nokarohiny tao amin'ny baiboly nosoratan'i mopera tao vatican tao io dia nentiny taty madagasikara , dia iny ianareo fa nolazainy fa hitany tany ananona tany ny anaran'ilay andriamanitra tena marina ao amin'io bokin'i mopera io tamin'ny 2009 nefa ry maopera efa 150taona izay no nitondra io boky io teto

sa misy boky hafa mihitsy no misy ity yahoshuah ity fa tsy ilay baiboly misy an'i Jesosy Kristy???
68. Ra-Aug ( 08/11/2015 20:02)
Manaona daholo eh ,mahita ny resaka ifanaovan'i strong 3 sy norroh aho de aleoko angaha aomena anareo ity teny izay itako tao @site misy an'i episkopo ity fa ity no hitako fa mahavaly ny resaka ifanaovana mikasika ny anaran'Atra io satria tene mazava tsara ny voalaza eto no tena maharesy lahatra ko . Marihiko fa tao @ www.rtvyahoshuah.com (DECLARATION) ity koa dia samia mamaky isika mpiserasera rehetra eh ! na araho le radio sy TV fa toa mampianatra ao mihitsy i Episkopo Samuelson Edouard eh .

''Fanambaran'ny mpianatry Episkopo Samuëlson Edward rehetra izay hitanareo ao amin'ny fahitalavitra Tv HFF Madagasikara:

Efa fantatry Episkopo Samuëlson Edward io Anarana Yahoshuah io satria nomena azy amin'ny maha iraka azy avy any an-danitra. Tamin'izany andro izany, rehefa nampianatra ny Anaran'i Yahoshuah Episkopo Samuëlson Edward, dia nikaroka tao amin'ny Internet izahay mpianany fa tsy nahita tamin'izany 01 Avril 2009 izany. Tsy olona iray no nitady an'izay fa ny rehetra satria ho atao hira fiderana ilay Anarana, ka raha tsy izy io dia very vola amin'ny clip sy hira izay ho avoaka. Nikaroka nandritra ny 6 volana izahay mpianatry Episkopo tao amin'ny Internet fa tsy nisy an'izany Anarana izany mihintsy tao. Nino anefa izahay satria marina fa rava ny Didy 10 sy Lalànan'i Moizy izay nampianariny dia nanaiky izahay.

Amin'izao anefa dia misy milaza fa tamin'ny 2006 no nahafantatra ny Anarana, ny sasany milaza fa tamin'ny mars 2009 no nahafantatra, izany hoe taloha kelin'ny 01 Avril 2009. Dia gaga izahay mpianatra rehetra fa mamorona daty ireo olona ireo no tena mandainga satria izahay mpianatry Episkopo no nanana olana voalohany indrindra tamin'io Anarana io. Marina ve io? satria tsy mbola hitanay taiza na taiza ilay Anarana no tsy mbola renay mihitsy.
Ary marihinay mafy mihitsy fa io Yahoshuah notorian'i Episkopo Samuëlson Edward io dia mandrava ny Didy 10 sy Lalànan'i Moizy izay mifanipaka amin'ilay Yahoshuah lazain'ny olona ao amin'ny Internet fa hoe mitandrina Didy 10 sy Lalànan'i Moizy. Mazava izany fa naka tahaka an'ilay Anarana hoe Yahoshuah izay nampianarin'i Episkopo daholo izy ireo.

Miantso anareo izahay Mpianatr'i Episkopo Samuëlson Edward hanaraka ny Fampianaran'i Yahoshuah izay toriany. Voairaka io olona io. Izy irery no Ambasadoran'i Yahoshuah eto ambonin'ny tany. Vavolombelon'izany izahay rehetra rehetra hitanareo ao amin'ny fahitalavitra Tv HFF.
Afaka mifandray aminay ianareo fa fifaliana lehibe ho anay izany hamonjena anareo.

NY ANTON'IZAO FANAMBARANA IZAO DIA SATRIA TSY MISY MAHAZO MISARAKA IZAY MANONONA YAHOSHUAH SADY MIARAKA AMIN'I YAHOSHUAH.

I kor 1:10

Jao 10:16

Satria lalàna izany!

Tahian'i Yahoshuah daholo!

Sonia: Mpianatr'i Episkopo Samuëlson Edward rehetra eto ambonin'ny tany. ''

Strong3:

norroh:

pour strong3:anndriamanitry mopera no fikirinao fa mba menatra e!

pour norroh: anndriamanitry episkopo no fikirinao fa mba menatra e!

nokarohiny tao amin'ny baiboly nosoratan'i mopera tao vatican tao io dia nentiny taty madagasikara , dia iny ianareo fa nolazainy fa hitany tany ananona tany ny anaran'ilay andriamanitra tena marina ao amin'io bokin'i mopera io tamin'ny 2009 nefa ry maopera efa 150taona izay no nitondra io boky io teto

sa misy boky hafa mihitsy no misy ity yahoshuah ity fa tsy ilay baiboly misy an'i Jesosy Kristy???
69. rhaj0 ( 09/11/2015 02:41)
Inty youtube itsy ambany azany no hitako rahefa ni-google "yahoshua" aho eee...

Io bandy miteny anglisy io ve i Epicsopo?? (sany resak'io bandy io no nalain'i Samuëlson Edward tahaka, dia roboka jambena tao tokoany koa ny ondriny, toa an-dry Ra-Aug mbamin-dry Yahl...)

Ary hiran'i Bob Marley anie no nampiasain-drilerony e... Nefa i Bob Marley sy ny Rastafarians dia mino fa i Haile Selassie no Mesia... (toa Jesosy)

esy ee... what a mess :-)

[size=8](io ho'a rehefa "mino" dia "mino" foana ao, dia io "minomino foana" io... asa fotsiny i Samuelson ao angamba vaky ny hehy mahita an-dry Ra-Aug sy Yahl mipepapepa eto)[/size]
70. Ra-Aug ( 09/11/2015 06:49)
Miarahaba antsika mpisera rehetra indrindra fa i rhajO.Efa novakianao tsara ve aloha ny teny ny resaka teo @ serasera rhajO ? ary efa nanaraka tsara ny fampianarana koa ve ianao tao @ radio sy télé t@ adiresy izay nomena anao ? aleo manko mihaino sy mamantatra tsara aloha vao miteny fa lasa miteniteny foana ny zavatra tsy hay ka mety ...! Nefa hovaliana ihany ianao sao dia mbola tsy nahalala ny fampianarana ary mitaona anao sy ny mpisera rehetra koa aho hanaraka tsara ny fampianaran'i episcopo izay omeko etsy ambany ny adiresy sy ny ora ahafahanareo manaraka ny momba izany .
VAliny :
1-TSIA ,tsy episcopo io fa anglisy misandoka ho jiosy(hebreo) tsotra izao.
2-Nahita an'i episcopo nampianatra hoe YAHOSHUAH ry zareo sy ny namany vao mody mampianatra koa :MPISANDOKA NO SADY MPANGALATRA FAMPIANARANA SATRIA TAORIAN'I EPISCOPO DAHOLO IREO .Jiolahy izy izany raha ny soratra masina no vakina (Jao10:8-16 ary Jao21:15 )ka mitady ny hampisaraka sy hanakorontana ny fampianaran' Epicopo(fanjakan'i YAHOSHUAH ) ka mandika lalàna izany (I Kor 1:10) satria tsy misy fisarahana ny olona izay mino an'io anarana hoe YAHOSHUAH io (Rom 15:5) .Ka noho izany dia ho very any @ helo izy sy izay rehetra mandika lalàna miaraka aminy (II tes 2:8-9).mitandrema ianao rhajO sao hovery koa .
3- "minomino foana" hoy ianao : mampiomehy ahy ianao .Aoka tsy hitsara miangatra sy tsy hijery vilana ;fa maninona kay no alain'io olona asehonao @ sary io ny anarana ampianarin' Episcopo ,matoa izy maka tahaka dia marina izay izay nampianarin'i episcopo satria tsy misy olona haka tahaka zavatra diso fa mametraka ny tenany ho dondrona sy vendrana izy raha manao izany.Ary rehefa arahina anie ny fanaporofoina ataon'i episcopo dia marina no sady voaporofo ara-tsoratra masina eh(enao angamba no mbola tsy nihaino sy tsy nanaraka ) koa tsy misy mahasakana ahy tsy hanaraka azy satria tsy hitako intsony izay hamaliana ny fampianarany sady izaho koa te ho any an-danitra eh (andao koa raha mba hoa any ).
Izay alohano no azo ambary fa aleo omena ity adiresy ity mba ahafahan'i rhajO sy ny mpisera rehetra manaraka ny fampianaran'i YAHOSHUAH izay ampianarin'i Episcopo :
- www.rtvyahoshuah.com
Tv&Radio par internet ( en direct) :
-08H30 (Malagasy - Live)
-10H30 (Français)
-12H30 (English)
-15H00 (Malagasy - Rediffusion)
-17H00 (English)
-19H30 (Malagasy - Rediffusion)
-22H00 (Malagasy - Rediffusion)
-01H00 (Français)
-03H00 (English)
-05H00 (Malagasy - Rediffusion)
-Monday/Lundi/Alatsinainy 07h30 (Chinois)
Monday/Lundi/Alatsinainy 10h30 (Russe)
- Radio Frequency (HFF Radio ):
Antananarivo : 97.2 fm
Mahajanga :104 fm
Fianarantsoa :104 fm
Toliara :104 fm
Toamasina :97.2 fm
Ambatondrazaka:91.4 fm
(Disponible egalement sur www.hffradio.caster.fm )

Izay ary fa dia manao veloma antsika rehetra ary mirary antsika mpisera rehetra hazoto hanaraka ny hff radio.Aza adino fa ny vahiny any ivelany anie ka efa manaraka io Tv sy Radio par internet io eh ,koa sao dia isika eto an-toerana indray no diso anjara eh!

rhaj0:

Inty youtube itsy ambany azany no hitako rahefa ni-google "yahoshua" aho eee...

Io bandy miteny anglisy io ve i Epicsopo?? (sany resak'io bandy io no nalain'i Samuëlson Edward tahaka, dia roboka jambena tao tokoany koa ny ondriny, toa an-dry Ra-Aug mbamin-dry Yahl...)

Ary hiran'i Bob Marley anie no nampiasain-drilerony e... Nefa i Bob Marley sy ny Rastafarians dia mino fa i Haile Selassie no Mesia... (toa Jesosy)

esy ee... what a mess :-)

[size=8](io ho'a rehefa "mino" dia "mino" foana ao, dia io "minomino foana" io... asa fotsiny i Samuelson ao angamba vaky ny hehy mahita an-dry Ra-Aug sy Yahl mipepapepa eto)[/size]
71. Strong3 ( 09/11/2015 11:53)
https://www.google.com/url?sa=t&rct=j&q=&esrc=s&source=web&cd=94&cad=rja&uact=8&ved=0CC8QFjADOFpqFQoTCIndxMueg8kCFQvAFAodD54A6A&url=http%3A%2F%2Fwww.eliyah.com%2Fforum%2Fmessages%2F6207.html&usg=AFQjCNGGNe-y0YqylXLZtD3EUQG-zsDS_g&sig2=MgelhRSTlGmwMRt4WuXX1Q

aleo tsy miresaka be fa toa boloky miresaka fotsiny ny mpianany !!!

io dia mba vakivakio ao aloha

asa na datin'ny oviana izy ao io na oviana fa toa mba efa ela ihany ... fa tsy 2006 na 2009

sa hanao ohatrany 2013 indray hoe aaa tsy iny fa 2014 mars indray dia farany lasa 2053 indray vao holasa prezida .... lol :-)
72. Yahl ( 12/11/2015 10:52)

quote

Mampalahelo enao!
Tapitra eto ny aminao
Ilaozy ny* kely saina, dia ho velona ianao, Ary mizora amin'ny lalan'ny fahalalana

Io lay fahalalana nanontaniana anao tsy voavalinao, nefa milaza ho manana ny plan 'ny famonjena enaw.
De atsaharo @' izay le fahadalana miteniteny foana!
73. rhaj0 ( 12/11/2015 11:44)
Ra-Aug:
fa maninona kay no alain'io olona asehonao @ sary io ny anarana ampianarin' Episcopo ,matoa izy maka tahaka dia marina izay izay nampianarin'i episcopo

O ry Ra-Aug a... efa t@ 2012 io video io, ary taloha lavitr'izay akoriny azany i JediYAH Melek no mamahan-dalitra an'izay tia hino azy... i Episcopo-nao re no naka tahaka an'i JediYAH Melek, ka dia mba mifohaza eee...

Hafa ho'a ny taloha, ka hoe, tao @ vohitrakelinao tao ianao, dia tsy hita fa dia mino izay ampinoana anao ao.. izao efa 2015 ny taona, ary dia savasavao re i google fa aza mora ambakaina ao intsony eee...

74. Yahl ( 12/11/2015 13:17)

Mbola mampianatra ny didy folo sy ny lalàn' i Môizy ny anao io.
Ny an' i Episcopo efa hatry ny taona 1995 no nampianarany ny faharavan' ny DXLM.
Raha mahita ny lalana mankany andanitra google , de tsy misy ilàna mpitondra fivavahana intsony eto ambonin' ny tany, ary na Yahoshuah aza tsy nilaina hidina ety akory!
Fa efa antikrist koa angamba enaw io!?
75. Yahl ( 12/11/2015 13:20)

76. RA TAN ( 24/08/2016 14:48)
EFA TONGA MANERANTANY ILAY TENY, MANERAN'NY VAZANTANY ILAY TENY:
ILAY TENIN'I YAHOSHUAH, TSY AZO SAKANANA!
www.rtvyahoshuah.com
77. RA TAN ( 24/08/2016 14:51)
ANTSOINA DAHOLO NY REHETRA
78. stahtam ( 25/08/2016 07:58)

[quote=RA TAN]
ANTSOINA DAHOLO NY REHETRA

[quote=stahtam]
Hitako tao anaty boîte de recéption-ko tao io fiantsoanao io dia nisy teny hoe "rehetra"; dia nofakafakaiko hoe inona no iantsoanao ny rehetra, koa rehefa nohadihadiako ilay dialogue teo alohan'io dia nisy soratra hoe: "YAHOSHUAH ( Dieu d'Abraham, Isaac et Yacob )". Izany hoe hoe Abraham, Isaac et Yacob izany nivavaka tamin'i YAHOSHUAH. Fomba kristiana hay no tiana hiantsoana ny "rehetra" (ny Dieu no ivavahana @ kristiana) ka ho an'izay mitoky @ fivavahana kristiana ho loharanom-pamonjena angamba no tena iantefan'ny resakao! Amiko aloha dia ny fivavahan'ny Israeliana no azo antoka fa hitondra famonjena satria ny Mpitondra famonjena (Mesia) inoan-dry zareo (sy ny mpianany) dia fivavahana Israeliana no misy Azy fa tsy fivavahana kristiana (natsangan'ny Jentilisa) tahaka io iantsoanao ny rehetra io.
79. RA TAN ( 26/08/2016 14:55)
Tafaverina i YAHOSHUAH, ary tsy azo sakanana intsony!
Il faut detruire l'empire mal d JESUS ZEZO ZEUS JESOSY!
YAHOSHUAH, izany ka tena Andriamanitra!
80. stahtam ( 29/08/2016 05:36)

[quote=RA TAN]
Tafaverina i YAHOSHUAH, ary tsy azo sakanana intsony!
Il faut detruire l'empire mal d JESUS ZEZO ZEUS JESOSY!
YAHOSHUAH, izany ka tena Andriamanitra!
[quote=stahtam]
En 1996, Mr Samuelson Edouard a érigé l'empire JESOSY Fanekena Vaovao (JFV) , il faut détruire cet empire du mal, ou c'est déjà (auto)détruit?? Mr Episcopo a détruit son propre empire??? oh! le pauvre!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2314