FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA

1. vonynive ( 29/07/2015 06:08)
Sao mba misy afaka manome ny momba an'ilay lalàna navoaka mikasika ny FANDRARANA NY FANAOVANA DOKAM-BAROTRA NY FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA ? misaotra ho an'izay afaka mamaly
novalian'i TenWords ny 30/09/2015 07:32
2. sahia ( 29/07/2015 07:08)
mba somary hazavao kosa aloha na asianao famaritana kely ngamba ilay hoe FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA tianao ambara e, satria samy manana ny fomba fandraisany azy mantsy ny tsirairay: mety hoe ny an'ny sasany mandeha any @ DadaRABE, mety hoe ny an'ny sasany manaraka ilay fitsaboana vitan'ilay MANAMPAHAIZANA GASY atao hoe RATSIMAMANGA, mety hoe ny an'ny sasany mandeha any @ MPANOTRA @ faladia-tongotra (tahaka ilay ataondRAMIARAMILA), sns eee

vonynive:

Sao mba misy afaka manome ny momba an'ilay lalàna navoaka mikasika ny FANDRARANA NY FANAOVANA DOKAM-BAROTRA NY FITSABOANA NENTIM-PAHARAZANA ? misaotra ho an'izay afaka mamaly

3. TenWords ( 30/09/2015 07:32)
Efa misy dadarabe sy nenirasoa moderne koa anie zao dia roboka daholo ny "tra-boina" E!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.248