Safidy malalaka no nomen'Atra

1. Strong3 ( 08/07/2015 09:43)
« Ary ianao, ry Kapernaomy, hasandratra hatrany an-danitra va ianao? Hietry hatrany amin'ny fiainan-tsi-hita* ianao; fa raha mba tany Sodoma no natao ny asa lehibe izay natao teo aminao, dia ho naharitra ambaraka androany izy. » (Matio 11:23)
« Fa lazaiko aminareo fa ho moramora kokoa ny ho amin'ny tany Sodoma amin'ny andro fitsarana noho ny ho aminao. » (Matio 11:24)
novalian'i Strong3 ny 06/08/2015 09:09
2. rhaj0 ( 14/07/2015 16:23)
Ilay "safidy malalaka" anie, raha ny fahitako azy, dia tena cynique sy tordu giravy eee..

Karazana r-a-d. inona koa nama no hiteny @ zanany hoe, io ny raha sur la tera, fa dia "safidy malalaka" no amena anao :
- ka raha "tsara" safidy ianao, izany hoe, @ ilay itiavako azy, dia hihinana ny kaokany.
- fa raha "ratsy" safidy kosa ianao, dia hihinan'ny tsakaokany, ary tena ny faty mihintsy no manaraka, ary dia tsy hanainga ny akihikeliny akoriny ilay r-a-d hanavotra anao, fa "safidy malalaka" anao izany ry zanakou...

IZY ihany anefa HONO @ io no namorona ny zava-drehetra, na ny kaokany na ny tsakaokany.


Ka dia reveo ao izany ny anareo eee...
Fa tena TSY mahakitika anay ho'a izany...
Ny fita-mora tsy afak'omby sy ny sangodim-panina ... n'engage que celui qui le croit.
3. Strong3 ( 15/07/2015 09:11)
hihihih.... Ilay histoire tany ambony tany mihitsy no tsy arakao , izay nahatonga ilay kaokany sy tsakaokany.

fa raha nilamina ny univerana tany andanitra nisy an'i devoly sy Atra tany dia tsy nasiana akory izao hitamaso rehetra izao.

mety tsy eken'ny saina ilay izy fa izay aloha no zavamisy dia maneke na tsy hino fa sao may eo hihihi
4. rhaj0 ( 15/07/2015 11:32)
ha ha ha... k'ianao Strong3 ihany no miteny hoe "z'histoire" (a faire dormir debout) ny anao (ao anaty Baiboly)... k'io ho'a dia "n'engage que celui qui y croit"... :-)
5. Strong3 ( 15/07/2015 12:13)
aaa tsy resaka mino sy tsy mino ry akama tsimisiAtra io ah...
fa mamatotra ny olona rehera io na mino na tsia!!!!
azoko antoka mihitsy fa raha tratran'io fatotra io enao dia tsy lany andro teto hihihi

http://smileys.smilchat.net/smiley/famous/bossunotredame.gif
6. rhaj0 ( 15/07/2015 12:23)
esy e ry Stong3.. mba mivoaha ihany ho'a @ ilay box-kely, fa rahefa tafavoaka ao ianao dia hahita fa, izay ao anaty box-kely ihany no angoissE @ histoire fampitahorana ifamokisanareo ao anaty box-kely ao io...

Ny manketo indray k'lou dia tsy fandaniana andro fa fanalana azy akoriny azany :-)
Dia efa hoe ho fitsinjovana ny pour quoi sy pourquoi ny Ankizy koa no ifanantsafana eto, hanomanana ny valinteny, sady ampazava ny saina sy ny "fanahy" sy fo eee... sady koa fitsinjovana ireo Ankizy mandalo eto, mba tsy ho toa ireo "mba razokiny ihany nefa dia mitelina tsisy esprit critique an'ireo absurditEs be dia be"..
7. Strong3 ( 15/07/2015 12:24)
ampianaro mamoaka ilay smiley aloah fa tsy araka ny box-kely ny mamoaka azy eh hihihh
8. rhaj0 ( 15/07/2015 12:26)
(clicker-o ilay hotry ny ecran eo anelanelan'ny 101 sy +[a], dia asisiho eo ampovoan'ireo img img ilay http source.. na ataovy "valio" ohatra ity, dia hitanao ny fanaovana azy

9. Strong3 ( 15/07/2015 12:34)
hihihi ... tsy fandrarana anareo tsy hoeto ko nge izany resaka izany aloha eh fa ilay absurditéanaeo manatsatso ny zavatra efa lazainareo fa matory hihih

efa fatatro koa fa stressé foana nareo ao ampiasana ao amin'ilay boulô dôdô metrô , dia manala ny olona eto ...hihihi

fa le box keli aloha dia tena tazoniko ohatran'ny mitazona vady vao ra rhaj0 ah..
io no hananako fahendrena kokoa ary tsy atahorako ny zavatra rehetra na hisy ho faty aza , izaho mino ny fitsanganana indray :-)
10. Strong3 ( 15/07/2015 12:44)

rhaj0:

(clicker-o ilay hotry ny ecran eo anelanelan'ny 101 sy +[a], dia asisiho eo ampovoan'ireo img img ilay http source.. na ataovy "valio" ohatra ity, dia hitanao ny fanaovana azy




11. Strong3 ( 15/07/2015 12:47)

Strong3:


rhaj0:

(clicker-o ilay hotry ny ecran eo anelanelan'ny 101 sy +[a], dia asisiho eo ampovoan'ireo img img ilay http source.. na ataovy "valio" ohatra ity, dia hitanao ny fanaovana azy







12. rhaj0 ( 16/07/2015 18:35)
Strong3:
fa raha nilamina ny univerana tany andanitra nisy an'i devoly sy Atra ...

Mba mivoaha ho'a tao @ box-kely, dia raha tsy mahavita musEe dia jeriverevo fotsiny ohatra ny youtube ee, na ohtra io ambany io... Dia jereo hoe, aiza ho aiza @ ireo galaxies sns ireo izany devoly/Atra sy helo/paradisa izany...

Hafa ny taloha tsy nipataloha, ka lazaina hoe, "any ambony any" daholo izany eee... dia "mino" tokoany satria tsy mahalala koa tsinona kouh... Fa efa lehibe ho'a ianao izao, dia mba aza mba ampiesonan'izao goaika tsy mahalala izay "any ambony any" intsony re eee... mijery anao ho'a anie ny Ankizy eee...

13. Strong3 ( 17/07/2015 09:02)

rhaj0:

Strong3:
fa raha nilamina ny univerana tany andanitra nisy an'i devoly sy Atra ...

Mba mivoaha ho'a tao @ box-kely, dia raha tsy mahavita musEe dia jeriverevo fotsiny ohatra ny youtube ee, na ohtra io ambany io... Dia jereo hoe, aiza ho aiza @ ireo galaxies sns ireo izany devoly/Atra sy helo/paradisa izany...

Hafa ny taloha tsy nipataloha, ka lazaina hoe, "any ambony any" daholo izany eee... dia "mino" tokoany satria tsy mahalala koa tsinona kouh... Fa efa lehibe ho'a ianao izao, dia mba aza mba ampiesonan'izao goaika tsy mahalala izay "any ambony any" intsony re eee... mijery anao ho'a anie ny Ankizy eee...




tsy efa nolazaiko anao moa hoe tena nitady io toerana misy ny fanjakan'Atra io ingahy astronoty sovietika nkanjo ny fisidinana faharoa dia nanjavona ranamana (sa efa hita faty izy izao?)

ahoana moa ry namana no hitadiavan'ny olombelona fanahy?
izay ilay lazaiko anao hoe "misy fanahy ve ianao io?"
tsy novalianao moa ilay izy fa naolakolakao tamin'izay...
14. rhaj0 ( 17/07/2015 10:42)
Ivereno kely hoe, ilay hozy ny Baiboly hoe, tena nidogaigy daholo ny ambany lanitra nahita fa, nasosan'ny rahona niakatra "any ambony any" i Jesosy...
aoka ho'a.. koa na zaza voatavo tsy mifandraka azany ve tantaraina an'izany dia tsy ho kofona hoe, ahoana koa no hetezan'izany..
[size=10]F'aza lelafina foana bainina ilay avy any ambony any a... ..... ngo dia ihomehezan'ny Ankizy foana ao koa e...[/size]
15. Strong3 ( 17/07/2015 10:51)
tsy misy milelaka ka.. fa hatreto dia mbola tsy sahinao ny milaza hoe misy fanahy ianao sa tsia.

oz ny lesona tany andakilasy fahiny; inona no ihavahan'ny olona amin'ny biby akohatran'ny endrika ivelany?
16. rhaj0 ( 17/07/2015 10:59)
io indray ry Strong3, na misy fana na tsisy fana... dia tsy hoe, ze man fou... fa ny ahy rahefa tsy takatro ny resaka dia tsy takatro izany.. rehefa tsy takatro ny nitranga "talohan'ny big-bang" dia tsy takatro. Fa tsy izany akory no ampavery ny torimasoko ho'a.. na koa hoe, tonga dia ekeko-tsisy-porofo (mino) izay goaika migiaka rehetra izao... fa hifoha maraina aho, dia hanadihady sy hikarokaroka.. ohatra hoe, ahoana ireo monk bodista, na ny Ntaolo, na koa ry amerindiana, na ry kristiana koa eee...
17. Strong3 ( 17/07/2015 11:17)
dia gaga enw ... hihihi
ka inona moa izany no mampiavaka antsika rhaj0????

ianao miandry valimpanotaniana , tsy hay hoe rahoviana ny hofantatra na ho anio na ho rahampitso ... mety koa mbola tsy ho voavaly mandrapahafatinao.
izahay manaiky lalana iray hekena fa marina. dia misy fanantenana ao anatinay , ary miteraka hafaliana ao anatinay izany natia ohatran'izao foana aza no ataonay .
ianao izany ilay miaina fe miaina fotsiny, izay no ilazako hoe toa robot ianareo any adafy any ... hihihi
18. rhaj0 ( 17/07/2015 11:23)
samy manana ny fahitany azy io.
Izaho izao mahita fa nareo "mpiankohoka" io no robot, tsy mba mampiasa ilay saina, fa tonga dia manaiky-tsisy-porofo (mino).
Izaho anefa mba miezaka mampiasa ilay saina ihany... izany no mampifoha maraina ahy ho'a.
19. rhaj0 ( 17/07/2015 11:27)
oops... mampiasa ilay saina ihany kay nareo kah... ampiasainareo @ hoe, ahoana ny "fiankohofana parfaitement"... :-)
20. Strong3 ( 17/07/2015 11:35)
mdr... hahahah mahalatsaka marina le miresaka aminao ka

mampiasana hitady fanotaniana tsy misy valina ara-tsiantifika koa nareo tsimisiAtra kay

ohatra fa maninona no mety maty ny olona?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5902