Tandremo ny maka vola eo amin'ny distributeur BOA Sabotsy Namehana

1. endriny ( 06/07/2015 14:32)
Rehefa maka vola eo Sabotsy Namehana amin'ny distributeur dia afeno tsara tsy ho hitan'ny camera ny fanaovana mot de pass fa jeren-dry zareo amin'ilay cam de surveillance...

Izaho dia anisan'ny tratra, satria nisy naka vola tamin'ny kaontiko ny mpiasa ao amin'ny BOA Sabotsy Namehana. Dia gaga aho izao mijery sy mahita ny eta bancaire tamin'iny volana Jiona iny, fa nisy naka vola tamin'ny carte-ko hono ny 25 Jiona lasa teo tao Sabotsy Namehana kanefa izahay mianakavy tsy nisy teto na iray aza.
novalian'i hasina34 ny 06/05/2019 10:43
2. hery ( 06/07/2015 23:29)
Raha tsy any aminy ve ny carte na tsy nataony clone dia mety ho possible raha hainy ny code? Raha mpiasan'ny banky tsy mila carte mantsy izy dia tsy mila code akory dia afaka maka vola.

Ary tsy azo resahina any amin'ny banky ve izany?

Raha resahina mangingina mantsy dia mety hisy fanadihadiana anatiny dia ho tratra ilay nisintona vola.
3. endriny ( 13/08/2015 04:43)
Norma be izany Ra-Hery a, ny mpikirakira ordi ao aminy no mahita ny laharan'ny karatra entiko vao manatsofoka an'iny eo aho, fa ny tsy hainy fotsiny dia ny mot de passé. Tsy mila karatra izany, fa mila tsabo telo na mila ilay cam fotsiny hitsikolovana ny mot de passé.

Izany ohatra no anakonana ny Tanana rehefa manindry ilay mot de passe rehefa mividy zavatra amin'ny grande surface... fa ny mikasika ilay karatra rehetra efa hain-dry zareo vao asosa fotsiny.
4. vahiny2004 ( 09/11/2015 14:39)

endriny:

Diso be izany fa hahitsiko ianao, cryptées daholo ny transactions bancaires rehetra fa tsy misy MASO mahita ny numéro de carte izany e.
5. kotofarah ( 11/11/2015 08:26)
Tsy mitombina ilay hoe misy maka vola amin'ny compte-n'olonkafa zany, ny code-nao secret eny fa na dia ny mpiasan'ny banque aza tsy mahafantatra an'iny. na mahay mikirakira informatique toa inona aza izy tsy ahita ary tsy ahafantatra ny code-nao zany. sao dia mba nanofy kosa enao e. fa raha zany kosa aloh no marina dia zonao tanteraka ny mitondra ny fitarainanao eo amin'ny banque misy anao e
6. kotofarah ( 11/11/2015 09:03)

7. batsilana ( 27/07/2017 14:31)
ts marn zany!
8. hasina34 ( 06/05/2019 10:43)
Aleo mitandrina ihany na marina io na tsy mitombona satria mety possible ihany tokoa hoe tsy mila carte ry jareo.
Merci t@ fampandrenesana fa dia ho MAILO izahay rehefa maka vola ao.

batsilana:

ts marn zany!

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0891