You are here: home > Forum

TOROY AHO

Lohahevitra : Fanabeazana
Fitohizan'ny hafatra : TOROY AHO
Valiny : 1
mpisotrtoaka - 02/07/2015 15:13
Salama daholo ! Inona no tokony atao raha te hanao stage audiovisuel (cadreur sy monteur ary indrindra réalisateur) ? Tsy misy association na toerana azo atonina mihitsy ve fa fanina e ? Misaotra
Valio | Miverina eny ambony
TenWords - 30/09/2015 12:24
Ngah i mpisotrotoaka tsy mba manatona ny mpikarakara ny RFC?
Valio | Miverina eny ambony