BLAOGY

1. mpisotrtoaka ( 02/07/2015 13:11)
Mba mila torohevitra fa te hanokatra blaogy amin'ny blogspot e ! Iza no mba afaka manoro izay tokony ataoko ! Misaotra
2. hery ( 02/07/2015 13:18)
Tonga dia mandeha ao amin'ny http://blogger.com fotsiny ka. Arahina izay lazainy ao.

Sa aiza ny olana?
3. mpisotrtoaka ( 07/07/2015 11:11)
Msaotra hery a ! Andraso fa handramako ! Ny olana dia mbola tsy nanandrana fa vao saika hanao mihitsy !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1131