May ny tranon'i Alain Ramaroson dia aleo aho mba hitsaho aloha e

1. endriny ( 23/06/2015 05:11)
Fa naninona no noroahin'Atoa Master ny zandary saika hanao fanadihadiana?

Satria ny nahamay ny trano dia ilay labozia nanisana vola raha tapaka ny jiro noho ny delestazy... tsy vita ny fanisana ny vola tamin'ny baoritra kanefa lany ny labozia dia may hatramin'ny fitoerany ka nandoro ny trano.... hihihiih

Matahotra izy sao hita ilay vola amin'ny baoritra ka ho lasan'ny zandary ihany koa...
2. tovorandria ( 23/06/2015 10:36)
raha ny fahitako azy koa d oe: tetika efa maty paika nomanin´i Alain ramaroson iany io d mod oe dossier may, d aveo oe may tao ko n dossier mikasika n nahafaty an´i Nadine ramaroson,
tena degany b oa le panao pôlitika gasy, mbola tsy ampy azy ian n vola maloto azony hatram´zay
3. endriny ( 24/06/2015 04:48)
Ka ny vola ange ry namana arakaraka ny ananana azy no itadiavana azy e... Ilay mpamboly any Ambongapiso Maevatanana ve hieritreritra vola izany? ny azy takalo dia omby vita kabary
4. endriny ( 24/06/2015 16:06)
Dia efa mirediredy sisa Ramaroson marina a. Io na ilatsaka filohan'ny kartie aza mety hitondra mersenera avy eny Andranomanalina vao ho lany....
5. tovorandria ( 24/06/2015 17:37)
na hilatsaka sefom- pokotany aza izy tsy ho lany zany fa ny manongam- panjakana iany no spécialité-any d refa voahongana ny fanjakana d mameno paosy amin´izay izy d amin´io fotoana io ian ko n mapirongatra ny asan- jiolahy satri efa an´zareo ny tanàna.
6. rabaradaka ( 07/07/2015 07:29)
hafatra ho an'ny Filoha Alain Ramaroson : avoahy ireo fiara rehetra nangalarinao nandritra ny Tetezamita. Misy namana maty mihitsy satria nalainao an-keriny (HUMMER) ny fiarany. Nisy koa namana tany Antsirabe, voatery nandoa vola be (95 millions Fmg) vao naverinao ilay fiara. Ary ireo fiaram-panjakana nahodinao koa, aiza daholo ireo ?
Misaotra anao hijery akaiky an'ireo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1806