MIJALY IAN REEF MATAVY B LOTRA AN!

1. aglaadsgaiz ( 19/06/2015 14:37)
yo yo io le anarako de arakizay ko ny hataviko,taloha za nahia te hatavy,zao lasa natavy b tsisy frein tsoun,atorohy hevitra mapahia aingana ra mis;ef nataoko daolo fanantajahatena,régime reeetra ,massage ,fa ehehe,miala maina daolo
novalian'i hery ny 15/10/2015 16:55
2. ashley.fabia14 ( 13/10/2015 15:36)
bnjrs à tous.tsy aiko ra mety na tsia ra ato za no manoratra fa misy zavatra saika anotaniako kely ny zanako 6mois ny volony efa nesorina t@izy 3mois h@zao de mbol hita foana ilay dian-kety be sady tsy maniry mihintsy ilay volony mba toroy hevitra sady izy anefa vavy kely merci à vous
3. hery ( 15/10/2015 16:55)
Afaka nanoratra hevitra vaovao ianao :-)

Fa ny dian-kety hita ihany rehefa tena niavaka tamin'ny nanapaka azy ka. Miara-maniry tsinona ny volo.

Fa tokony ho azo ahitsy? Avereno hetezana indray.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1838