TOROHEVITRA FAMPIASANA FRIGO

1. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 14:17)
Bjr daholo e ! Ts haiko izay tokony asiana an'ity fa izao : mampiasa frigo 2 portes aho ka ilay ambony kelikely mampivaingana ary ilay ambany mampangatsiaka d misy thermostat ! Tsy mety mangatsiaka mihitsy anefa ilay ao ambany ka inona no tokony atao ? D inona no fanalana ny fofona ratsy ao anatiny fa simba ho azy tao daholo ny sakafo !
2. endriny ( 18/06/2015 09:29)
Fanalana ny fofona ratsy: asio vongantsaribao roa lehibe na telo ao anaty frigo, ... Raha tsy izany mividy karibaonetra iray boaty dia atao amin'ny vilia dia apetraka ao (fa mila mba diovina ihany koa ilay frigo

Mety maty angamba ny thermostat na nataonao amin'ilay mafana mihintsy ny regilazy fa jereo tokony ho eo amin'ny 3 na 4 ilay izy raha 0 na 1 no eo dia mafana ilay frigo, fa tokony 3 na mihoatra...
3. booboo ( 18/06/2015 13:35)
Voasary makirana zaraina 2 dia atao anaty frigo koa manala fofona.
4. mpisotrtoaka ( 22/06/2015 15:43)
Frigo vaovao ve d ho diovina sahady ry endriny a ! Nefa d msaotra ihany anareo rehetra namaly ! Mandrampihaona indray ary e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7837