Tompon-daka eran-tany Kitra vehivavy

1. 5laody ( 30/05/2015 11:15)
Miarahaba ny mpisera rehetra,

Hanomboka ny Sabotsy 6 jiona 2015 ny fifaninana ho tompon-daka eran-tany vehivavy any Canada.

Tsy dia ankalazain'ny haino aman-jery loatra izy ity ary koa tsy dia misy vola be mihodina toy ny kitra lehilahy. Vao omaly no nisy tantara tamin'ny fifidianana lehiben'ny Fifa ka tsara koa angamb araha miditra an-tsehatra koa ny vehivavy mba hanatsara.

Manana ny mpanakantony tokoa ny mpanao kitra vehivavy; ohatra: Marta Viera da silva

Misy ekipa afrikana 3 solontenantsika any.

Ny Japoney no tompondaka tamin'ny 2011.

Ny 5 Jolay no hanaovana ny lalao famaranana ary eto ny programa


Mba lazalazao izay mahita vaovao.



2. aglaadsgaiz ( 19/06/2015 13:33)
yo yo,ankafizintsika daool reef foot na vavy na lahy,sady reny ekipa reny anie matoa tafiakatra mondial de mahay iz zan,io mpilalao vavy brezilian io kosa tena trop lotre sa aona hoy ianao sao d sipan neymar peas
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1753