insémination

1. clarette ( 03/06/2015 18:07)
sao dia misy mahalala dokotera na clinique manao insémination ,miaraka ami prix na num ,azafady indrindra
novalian'i TenWors ny 24/09/2015 13:12
2. Fiffi ( 06/06/2015 10:11)
https://www.eugin.fr/devenir-maman.html?utm_source=BingAds&utm_medium=FranceSearch&utm_campaign=Insemination

jereo ao am google fe be de be ao....
3. vonynive ( 08/06/2015 12:13)

Fiffi:

https://www.eugin.fr/devenir-maman.html?utm_source=BingAds&utm_medium=FranceSearch&utm_campaign=Insemination

jereo ao am google fe be de be ao....


inty misy afaka manampy anao
Efa tonga eto Madagasikara ankehitriny ny teknikan’ny « Fécondation in vitro », izay fomba iray ahazoana zaza ka ivelan’ny vatan’olombelona no anakambanana ny tsirin’aina lahy sy vavy. Ny dokotera Rakotobe Andriamaro no manatanteraka voalohany io teknika io eto Madagasikara. Vahaolana arosony ho an’ireo manana olana ara-toe-batana sy ny tokantrano sahirana tsy mahazo zaza io teknika io.

Maro ireo efa nanantona azy mba ampiasa io fomba maoderina io. Misy fizaham-pasahasalamana sy fiomanana atao mialoha ny anatanterahana ny fombafomba rehetra. Hary fomba avokoa ny fitaovana ampiasainy hanaovana ity “fécondation in vitro” ity: fitaovana fitiliana sy fitahirizana ny tsirin’aina, fanaovana fizahana, …Etsy andaniny dia miara-miasa amin’ny manam-pahaizana vahiny izay manana traikefa am-polo-taonany maro amin’io sehatra io ny tenany.

Tsy ny vehivavy ihany no karakarain’ny ivontoeram-pitsaboan’ny dokotera Rakotobe Andriamaro fa manana ny fitaovana ICSI (Intra Cytoplasmique Sperm Injection)izy ireo, fitaovana manampy ny lehilahy tsy afaka miteraka hahazo fara aman-dimby.

Reportage : Razanadraibe S.
4. clarette ( 20/07/2015 12:13)
salama daholo, voaray le soson-kevitra fa azafady aiza moa ny toerana mety hahitana ilay
dokotera Randriamaro Rakotobe
5. TenWors ( 24/09/2015 13:12)
izany ve tsy eo Andohalo ao aorian'ny SALFA FLM E!?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.8057