rahoviana vao tonga saina, aleo misoroka toa izay mitsabo, aretina firy no andrasana ho avy vao hanadio

1. saho ( 25/05/2015 19:41)
resaka fahavoretrana sy fahalotoana sy maimbo
izay no dikan ilay hoe malgache raha atao ny fandikanteny dia tena mibaribary zao les malgaches

mahamenatra fa simba ny sain ny tananariviennes rehetra, ary simbaina, dia tena simba tokoa, kanefa azo lazaina fa matsilo saina ny merina
tokony ny saina no ampiasaina, fa tsy miandry foana, mipetraka tantara merina io an
kanefa manana tantara daholo ny rehetra

mba hampisehoana fa mahavita fahadiovana na tsiss vola aza, fa saina sy ny fitaovana misy no ampiasaina sy ny firaisana tanjona hoe fahadiovana no harena voalohany ary azo deraina izany na aiza na aiza
fa ohatrany mitombona ihany le hoe malgache nomen ny fr an

Indrisy fa zao no tranga rehefa matimboninahitra sy te hiambo, sao dia diso ny ao anatinao ao, hentano daholo ny vatandehilahy sy ireo camion pompiers misy sy camion miaramila misy sy izay hampelatanana misy, hiandry an iza??? kanefa raha ny tena izy dia miaina amin ny fahalotoana, tsy ny tanana intsony no maloto fa gambany koa ny saina, tsiss fahazavana, farimbona, mampiseho fa Antananarivo tia fahadiovana na tsy misy vola aza, fa ny tanana sy ny saina azo hampiasaina misy.....
novalian'i syxa ny 26/05/2015 06:34
2. syxa ( 26/05/2015 06:34)
Zaho dia mitovy hevitra aminao tanteraka.
Misy ny efa tonga saina kely fa vitsy dia vitsy.Izaho dia faly ery rehefa tonga ny cyclone amin'izay miakatra ny rano ka ho safo-drano daholo ireo faritra be fako tsy tonga saina manadio ny tandrify azy,amiko tsy maninona na misy valan'aretina miparitaka azo avy amin'ny fako aza amin'izay mihena ny gasy voretra.Ireo ihany no mandoto ny tanĂ na eo dia rehefa voa dia hoe tsaboina zahay,nefa ireo no manatsetsina ny tatatra nohon'ny havoretrany;izaho faly ery rehefa voa ireo voretra ireo,sady eo izy no maka rano fisotro ,eo izy no manao maloto.Tsy miova intsony ireo olona ireo fa aleomiandry aretina miparitaka mihintsy ahatonga saina azy ireo;aleo koa le gasy ihena fa toa ny voretra anie izao no manjaka eran'ny Dago e!Mino aho fa ireo mba vitsivitsy mandala ny fahadiovana tsy ho voan'inona inona.Ny malagasy dia tsy hiova toe-tsaina izany mihintsy na mbola afaka 50 taona aza,ireo zay te hiova dia miala ao avy hatrany fa tsy hiova na hoviana na oviana ny malagasy ao.Ny tomponandraikitra no mila manao ny asany nefa nofinofy koa izany fa ny tombotsoany no tadiaviny.Ho hitantsika eo ny tohiny e! Mahereza
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2174