Fanambaran'ny Eveka mikasika ny raharaham-pirenena

1. endriny ( 22/05/2015 08:23)
Dia mahatalanjona, fa taiza ireto eveka katolika ireto tamin'ny fanonganam-panjakana nisy? Ny sasany aza nanohana fanonganana mihintsy..

Iza no tsy mahalala fa ny Katolika dia iray amin'ireo mpanondrana andramena goavana hanaovana sary sikotra masina any Roma...
novalian'i endriny ny 17/06/2015 14:18
2. Strong3 ( 22/05/2015 10:23)
toray vato izy eh... :-)
3. hery ( 22/05/2015 13:20)
Toa volamena koa hono no naondrandry zareo nanaovana sarisikotra volamena? :-)

Raha sy diso ny fahenoako dia ry zareo koa no nanondrana ranon'Ikopa tsy nandalo douane nanaovana rano voasina ?

Iny lamba tafian'ny Papa iny ara hono anie ka nalaina antsokosoko tao anaty rovan'i Manjakamiadana e.

:-)

Izay ilay Malagasy mihevitra ny tenany sy ny tanindrazany ho ivon'izao tontolo izao (nombril du monde lol)
4. rhaj0 ( 22/05/2015 13:22)
hery:
Izay ilay Malagasy mihevitra ny tenany sy ny tanindrazany ho ivon'izao tontolo izao (nombril du monde lol)

Ka i TGV kosany katolika, sady nohosoran'i OMAR menaka, koa ahoana kosany ny olona no tsy hanitatra...
5. hery ( 22/05/2015 13:25)
Ekeko fa katolika i TGV, ary mety nanohana azy i OMAR, fa isika koa ve dia hieritreritra hoe i Madagasikara no nombril du monde? :-)
6. rhaj0 ( 22/05/2015 13:30)
Fa aiza kosa k'lou @ resak'i Endriny io ambony io no misy resaka foatra e... ngo dia diso lohahevitra i Tonton :-)

endriny:
Dia mahatalanjona, fa taiza ireto eveka katolika ireto tamin'ny fanonganam-panjakana nisy? Ny sasany aza nanohana fanonganana mihintsy..

Iza no tsy mahalala fa ny Katolika dia iray amin'ireo mpanondrana andramena goavana hanaovana sary sikotra masina any Roma...
7. rhaj0 ( 22/05/2015 13:35)
oops.. hay ilay "sary sikotra masina any Roma..." no nampi-tiquer an'i Hery..

Mety ho marina kosany io raha zohina nankaiza aby ny andramena.. Ireo andramena anie toa hanaovan'ny sinoa fanaka sy sary sikotra manjabe kosany e... mety any no iafarany (tout chemin mene a Rhum) :-)

Ny zamerikana izao manaraka tsara, ary dia nanabedy an'ilay mpanao gitara iny.. i Vatican ve mba nanabedy @ fomba ofisialy ohatra ? na koa ny Frantsay sns.. ?
8. rhaj0 ( 22/05/2015 13:37)
raha ny leadership an'i Vatican izao miteny hoe, "manota" ary dia mankany @ afobe izay mbola mikitika andramena eo... mety efa nilamina ny ... foatra
9. endriny ( 25/05/2015 04:56)
Firy kaontenera isam-bolana ny sary sikotra vita amin'ny bois de rose miala ao Ambositra mankany Italie? Fa ilay mankany sinano be mpitabataba satria tsy mankany Italie sy Europe... Esy aho e... Ry boa dera hosana ( bois de rose )
10. endriny ( 25/05/2015 05:26)
Iza ary no eveka katolika nanohitra ny fanonganam-panjakana tamin'ny 2009 e? Iza no niteny nanohitra an'i OMAR?

Fa tsy mody miala ilany amin'ny teny fotsiny hoe: nga izahay mivavaka amin'i Odon fa Atra... Kanefa izy no atanao solotenan'Atra sy hoe mpitondra ny tenin'Atra...?

Vola daholo io zareo a... Izay manome no ombam-bavaka
11. endriny ( 27/05/2015 12:25)
Izaho dia mino fa tsy tongatonga ho azy ireny omaly teny amin'ny solombavany ireny, fa toa taratr'ity fanambaran'ny eveka ity...
12. sitlo ( 27/05/2015 21:46)
Tahaka izay koa ilay mopera naazo vola tamin'ny mpivarotra rongony tany amerika atsimo e. Rehefa tratra dia ilay mopera hono izany ny diso. Dia nosoloina mopera hafa fotsiny. Fa ilay fiangonana namboariny tamin'ilay vola mijanona eo ihany.
13. rhaj0 ( 27/05/2015 22:12)
Hoe sao dia hozy indray i Hery hoe aiza izay porofo ry mpanao laza masaka, ka dia nanao ezaka manokana mihintsy aho hi-google ny nolazain'i Sitlo... ka dia inty, avy @ catholicnewsagency mihintsy, ngo dia lazaina fa vavan'ny mpankahala... ary raha sty marina io dia hanontanio ny katolika...

http://www.catholicnewsagency.com/news/priests-arrest-on-meth-charges-shocks-conn-diocese/
Priest's arrest on meth charges shocks Conn. diocese.
... Msgr. Wallin, 61, was arrested Jan. 3 and charged with six counts of possession with intent to distribute crystal meth...



Dia jereo akaiky anie etsy ambanimbany eee.. bonus... :-)

Citing unnamed sources, the Connecticut Post says Msgr. Wallin was suspended after cathedral rectory staff notified the diocese that the priest was a cross-dresser who entertained other sometimes cross-dressing men who engaged in sex acts.


Io izany ilay cross-dresser na transvestite sa ahoana ??... esy eee... aiza ny inspiration-ny eee... 61 taona izy tao, ary mahalala tsara. Rahefa teriterena ao izy ngaha tsy vao mainka nanondrana...
14. endriny ( 17/06/2015 14:18)
Dia indro ny baoritra feno rakitra ho amin'ny fanakorontana fa notanterina tao anaty fiara... "hay teo foana I Kritsy"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3927