mba mila fanampiana ry diaspora namana a !

1. mad16 ( 20/05/2015 16:38)
mba ohatrinona eo kay ny mora indrindra ny sarampiara-manidina mankany Dago raha eto Paris ( charles de Gaulle ) ho any dago ny volana oktobra raha mandeha air madagasikara ?
misaotra indrindra re olona e !!
novalian'i nomeja ny 02/08/2016 15:09
2. hery ( 26/05/2015 21:17)
Voafaritra tsara ilay fanontaniana (volana Oktobra, Air Madagascar)... dia nolazain'ny namana hoe ato:
http://www.airmadagascar.com/fr
3. vahiny2004 ( 03/06/2015 09:50)

hery:

Voafaritra tsara ilay fanontaniana (volana Oktobra, Air Madagascar)... dia nolazain'ny namana hoe ato:
http://www.airmadagascar.com/fr



Tato ho ato Air Mad tena ohatry ny tsy azo antoka an, lafiny ara-potoana io ! Aleoko miantoka Corsair
4. booboo ( 18/06/2015 13:38)
Eny ho'aho, corsair na air austral.
5. hery ( 18/06/2015 13:47)
Fa rehefa migrevy tahaka izao ny mpiasan'ny airmad dia fay daholo na compagnie aiza na aiza.

Nisy commandant nanosika tohatra izany hono rehefa nidina ny avion satria tsy niasa ny mpanosika tohatra?
6. mpisotrtoaka ( 22/06/2015 15:46)
d rah commandant ve d tsy mendrika hanosika tohatra ? Mety ts mifitra koa izany satri zavatra tsy mendrika azy izany ! Eisy e !
7. vahiny2004 ( 13/10/2015 12:16)

mpisotrtoaka:

d rah commandant ve d tsy mendrika hanosika tohatra ? Mety ts mifitra koa izany satri zavatra tsy mendrika azy izany ! Eisy e !


Sao dia tsy resaka fahamendrehana na tsia no tian'i Hery ambara fa manao raccourci fotsiny ianao ? Sao dia hoe samy manana ny asa tandrify azy ?

8. booboo ( 15/11/2015 15:25)
Voatery nandeha air mad zahay t@ teo fa annulé ny vol Corsair niverina Paris. Midi mahery vao décollage raha tokony ho 11h, ny services à bord tena nanahirana indrindra ho an'ny niaraka t@ ankizikely ...
9. hery ( 15/11/2015 15:52)
Fa na izany Corsair annulé izany koa aza tsy normal an.
Vivement ho tonga ny Turkish Airlines (sa ve we a a a?)
10. booboo ( 20/11/2015 13:51)
Presque 20h de vol kay Turkish Airlines an ! tsy tafa izany miaraka @ kilonga !Fa ça va be ny prix mitaha @ air france na corsair !!!
11. hery ( 20/11/2015 13:56)
ie, Tsy maintsy mandalo Istanbul. Ho anay avy aty Italie efa akaiky kokoa noho ny avy any Paris.
12. nomeja ( 02/08/2016 15:06)
Salut Da holo
13. nomeja ( 02/08/2016 15:09)
Salut Da holo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0996