tsy ampy fampita-baovao tsika

1. sakaiz ( 10/05/2015 11:07)
lasa ny saiko ry zareo!mba nanontany olona(lehibe a)ny tenako teo fa hadinoko tampoka ny prenom-an'i ravelonarivo hoe jack sa jean!dia hoy aho hoe iza moa ny anaran PM iny?
ny valiny azo???
--->KOLO ROGER
fa ahoana tsika ireto e?
2. maningana ( 05/01/2016 11:48)
mila miKOLOKOLO ny fitaovana ao anatin'io loha io zany isika tsirairay avy e, aza omena tsiny izy f'efa olona taloha, mety efa mba tratran'ny retour d'âge koa.
Ary raha ianao ndray izao no mba hanontaniako oe TAIZA NY TOERANA NANAOVAN'NY FILOHAM-PIRENENA SY NY VADY AMAN-JANANY NY REVEILLON (30 dec 15 hiditra 1er jan 16) dia inona ny valiny??
ianao mantsy izao mba liam-baovao ka mahalala izany
3. vahiny2004 ( 05/01/2016 13:50)

sakaiz:

lasa ny saiko ry zareo!mba nanontany olona(lehibe a)ny tenako teo fa hadinoko tampoka ny prenom-an'i ravelonarivo hoe jack sa jean!dia hoy aho hoe iza moa ny anaran PM iny?
ny valiny azo???
--->KOLO ROGER
fa ahoana tsika ireto e?


Mety efa leo ny olona ka na i KOLO na i JACK na i JEAN no eo dia tsy raharahiany intsony ... Mitovy foana tsinona
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1689