very ny ganan-drasoa

1. sakaiz ( 10/05/2015 04:10)
rasoa(R):sao mba nahita gana nandalo taty ianao?
naivo(N):ie!nisy nandalo mitsy teo;ny iray mitarika 2,ny iray mitarika 1,ary ny iray tsy mitarika.
R:ny ganako very mihitsy izany

firy ary ny isan'ny ganan-drasoa very ?
novalian'i ora ny 26/04/2016 08:26
2. hery ( 10/05/2015 05:43)
3 Raha ohatra ka mifampitarika?
Nefa mety ho 6 koa
3. sakaiz ( 11/05/2015 07:26)


hery:

3 Raha ohatra ka mifampitarika?
Nefa mety ho 6 koa

Tonga dia marina ny an'i datoa Hery,saingy indrisy fa mbola 10/20 satria probabilité 1/2. nifampitarika ireo gana ry hery a.
4. hery ( 11/05/2015 07:41)
Tsy voatery hoe nifampitarika ireo kou.

Mety tsy niaraka nandalo.
5. AFOBE ( 15/05/2015 23:26)
anaki 6 zany e
6. Strong3 ( 17/07/2015 10:02)
lalitsaina ra hery !..
7. ora ( 26/04/2016 08:26)
ary ny an'i AFOBE tonga dia ny ISA mifanentana aminy no noraisiny haingana sy hizingizininy fa marina an, hihihihi (heveriny fa oe raha misy gana mitovy @ ilay voalazany io miaradia dia azony hatao laoka => 666) LOL


TELO ny hitako fa tokony marina @ io, sady izay koa no ISA MASINA EH!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.116