You are here: home > Forum

Renim-pianakaviana 67 taona nisy nanolna sy nifandimbiasana teo Analakely

Lohahevitra : Hoy ny gazety
Fitohizan'ny hafatra : Renim-pianakaviana 67 taona nisy nanolna sy nifandimbiasana teo Analakely
Valiny : 3
endriny - 08/05/2015 14:14
Dia gaga ianao no malahelo fa dia nosoratan'ny moov eo amin'ny pejy voalohany mihintsy amin'ny tenin'ny mpanjaka mba ho hitan'izao tontolo izao fa tsy manjary ny Malagasy...
Valio | Miverina eny ambony
fils15 - 17/06/2015 06:13
Bandy they hilely @ sipa !!!!!!
Valio | Miverina eny ambony
tovorandria - 18/07/2015 20:03
endriny: angaha tsy fantatrao hoe iza no admin i moov??
Refa tsy eo @ fitondrana izy tsy maintsy hanala baraka sy anaratsy fôna, io no fika vôloany entiny manongapanjakana.
Valio | Miverina eny ambony
calin.brandon - 19/01/2016 08:02

Ka na iza ny Admin-n'iny Moov na iza, dia mitovy daholo ihany ny fomba fanehoan-kevitra ety amin'itony forum itony, na moov io na serasera.org na tananews na inona. Miiba ny tahan'ny kalitaon'ny resaka ety. Dia mahagaga !
Valio | Miverina eny ambony