Misokatra ny siteweb ny Ambassade malagasy ao Paris?

1. gasyjean ( 05/05/2015 17:58)
Ie tsy lainga izany ,fa tena nisokatra marina ihany ilay Ambassade malagasy ao Paris.De ho andramana amin'izay aloha zany zao raha mandeha ny antso-antarobihy ,fa dia efa mba misaotra an'Andriamatoa Filoha Hery.
novalian'i bazylou ny 16/05/2015 18:46
2. gasyjean ( 05/05/2015 18:01)
Tsy mandeha ngah ny fandefasana link eto @ serasera sa zahay no bado? http://www.ambassade-madagascar.com
3. bazylou ( 16/05/2015 18:46)
tsara ny ezak afa tsy mbola ampy

beuurk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.14