Fa maninona i Edgard no nahavita nanala fako anefa samy PDS ihany izy roa??

1. laurie ( 30/04/2015 17:48)
Sa ilay volonté mihitsy no tsy ao ry NY Hasina? Mahagaga fa ny teo aloha izay voatendry ihany koa nahavita nikaroka vahaolana nanalana fako niavosa. Nanamboarana lalana sy ni-gère na an'izao olana rehtra izao
2. tovorandria ( 01/05/2015 16:01)
Raha mba nareo moa rey olona no mandeha eny Andravoahangy Tsena eny, dia ho talanjona ngamba nareo. Tena tsy matahotra an´Andriamanitra mintsy izay tokony hanala io fako be io. Ny vahoaka madinika tsy ivakiany loha kanefa ny harenany miavosa eran´ny tanána
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2946