Efa tsy hita intsony izay iantsoana kil, dia andeha hanangana Universite Internationale ny Katolika

1. endriny ( 25/04/2015 04:42)
O rey olona e.

Dia ianao aty Madagasikara no andeha hanangana Universite ho eken'ny any an-dafy hono (miaraka amin'ny Banky BNI). Dia mampanontany tena ny famitahana atao ny zana-bahoaka. Sa hoe fandaharam-pianarana Frantsay no tiana hoe vohizina ao angamba... Dia mba ankatoavin'ny Frantsay ny diplaoman'ireo te hanao sesitany ny tenany fa tsy ho mpilivra intsony izy rehefa tonga any..
novalian'i endriny ny 14/05/2015 04:05
2. Fiffi ( 25/04/2015 08:45)
....raha tsy mety am-nao io dia ity hampiana.....satria ho tsabohina aty ivelany ireo zaza ireo..

au moins mety ho ok enao am io ? satria ety frantsa no atao io raha afaka manampy koh enao...

Natolotriniavo Nirina Anjara Nilaina Andrianiaina et Natolojanahary Nirina Sarobidy Hajaina Antsaniaina sont des vrais jumeaux. Ils ont à peine sept mois mais présentent déjà «une pathologie lourde» liée à un cancer rare, selon leur certificat médical. Mais en d’autres termes, ils ont une maladie appelée leucémie aiguë myéloïde de type 7, un cancer au niveau de la moelle osseuse. «D’après leur médecin, leurs moelles osseuses produisent des cellules du sang cancéreuses: des globules blancs anormaux. Du coup, ceux-ci détruisent les globules rouges en état normal. C’est donc un cancer du sang. Mais ce qui rend la situation spéciale et compliquée, c’est que le cancer se trouve au niveau de la production des cellules du sang», rapporte Norotiana Mananjean, vice-présidente de l’association de Lutte contre la Leucémie Médullaire chez les Enfants (L2AME). Ce qui nécessite de ce fait des interventions chirurgicales complexes qui ne se font pas encore à Madagascar, mais à l’étranger, selon toujours les explications. Et ce, dans les plus brefs délais. Et ce n’est pas donné. «Le coût inclut la recherche de donneurs, les opérations proprement dits, le traitement ainsi que le suivi des patients. D’après nos calculs, il faut pour chacun des deux jumeaux une somme de 600 000 000 Ar, soit au total: 1 200 000 000 Ar. Toutefois, cette énorme somme d’argent n’inclut pas encore les charges liées au transport et hébergement des parents pendant toute la durée des traitements», poursuit la vice-présidente de l’L2AME.

Compte bancaire. En attendant la greffe, Anjara et Hajaina ont besoin d’un traitement quotidien en antibiotique, d’une valeur de 200 mille Ar par mois. Une somme que déjà, les parents ne peuvent pas se permettre de fournir. Etant dépités, leurs parents ainsi que l’association L2AME lancent un appel à l’endroit des généreux (particulier, association, entreprise,… voire l’Etat malagasy) pour contribuer à la réalisation de ces interventions chirurgicales. Un compte bancaire au BOA Antaninarenina, au nom de Nirina Yvon Rasoloson, père des jumeaux a été spécialement ouvert pour cette cause: 00009 05020 1799968 0006 24.

3. endriny ( 25/04/2015 13:26)
Izany ahay, ary izay mihintsy no tena ilana an'itony sehatra itony mba ifanampiana...

Fa izao ange e, rehefa mba miangavy olona dia mba tokony hafa ny fomba firesaka. Somary tena mahasadikatra be ilay fomba fiteny mantsy.

Fa dia anao izay azop atao fa misaotra..
4. endriny ( 27/04/2015 12:09)
Mitombo ihany izany ny andraikitry ny misiona e

Fa sady mitondra anao an-danitra izy no mitondra anao any an-dafy... Veloma ianao ry Madagasikara...
5. Strong3 ( 27/04/2015 12:36)

endriny:

Mitombo ihany izany ny andraikitry ny misiona e

Fa sady mitondra anao an-danitra izy no mitondra anao any an-dafy... Veloma ianao ry Madagasikara...


dia marary andoha fahatany amin'ny fahaizan'ny olona miasa ...
6. rhaj0 ( 27/04/2015 13:58)
Ilay Oniversity Katolika anie ka mampihomehy mahatsikaiky (ahy) e... Misy iray izay ho'a aty, St-Paul U. Mipoapoaka ery izany hoe Oniveristy ary dia ranga ny sofina(ko). Kay ireto no toriany ao : Human Sciences, Philosophy, Theology and Canon Law.. ka raha ny fahitako azy, dia ny hanomanana mopera kay ilay izy...

Izaho izao raha hanaraby dia mba hivanika hoe, sao dia mba mianatra sy mandalina ny technologie de l'info kosany azany izy izany, ka tena mikaroka canal hiresahana direct @ any ambony eeee... na koa hotry ny noresahina teto.. ngo dia misy astiraonomia departemanta koa, izay mikaroka taola-nofo sy nofo-taolana (an'i JC) any @ espace eeee... :-)
7. Strong3 ( 28/04/2015 12:21)
kkkk .... fa ireo manampahaizana any aminareo nga moa tsy mizésta hoe niantatra tao amin'ny masindahy ... sy masimbavy ...

ary ilay diplaoma mivoaka avy amin'ireo hafa ve mba misy vidiny raha mitaha amin'ny an'ireo katolika :p hihih aza mba hoa

eto antanana izao dia hoe raha tsy diplaoma nivoaka avy tao amin'ny masindahy misély dia tsy ho lasa lavitra, na esca aza mbola taraiky hihih esy ao hoee ...
soa ry rhaj0 fa any canada dia faka mizesta hoe tsy mila resabe
8. rhaj0 ( 28/04/2015 12:50)
Iieee.. ireo nivoaka t@ masindahy misely sy antoanina na koa avy tatsy @ paoly sy rasalama izany no tena danz ao izao ve... ny t@ zenerasio-nay dia ny zanak'i rampanana no nandeha tany.. (na koa zareo bevola tsy afa-panadinana dia mividy fianarana any)... Zahay mavomavo nefa nivelatra tsara tanaty fanagasiana.
9. fidinirina ( 28/04/2015 13:34)
saingy asa raha fantatrareo fa ny fanjakana Malagasy mihitsy no tsy manaiky ny diploma avoakan'ireny oniversité tsy miankina ireny. Sahirana ny ankizy rehefa mba te-hanohy ny fianarana any ivelany satria tsy fantatry ry zareo izay sekoly nisy anao taty. Ny fanjakana tsy mahavita ny andraikiny tokony hanitatra sy hanatsara ny fampianarana ambony. Ny tsy miankina tsy omena alalana na tsy ekena ny fisiany, nefa mpampianatra eny @ ambara-tonga ambony ihany aza no manangana azy.
Koa raha misy vonona sy mahita fomba hiara-miasa @ any ivelany (jumelage, partenariat) ka hahasoa ny zanaka Malagasy, tsy hitako izay olana. Ataoko fa tsy fampianaram-pinoana ranoray akory no antony iorenan'ny sekoly katolika hatr@zay.
10. rhaj0 ( 28/04/2015 13:44)
Raha ny hevitro manokana aloha, dia tena DANGEREUX izany Oniversity Katolika izany.

Ny Oniversity izany, indrindra moa ny fikarohana "siantifika" atao ao, dia tena mifototra @ hoe, TSISY manindrintsindry ka mitady hanodina ny "fikarohana" ho @ heviny manokana ao, indrindra hoe, @ hevitr'i bevola. Ka io no LOZA BE MITATAO : raha i Vatican, satria i Vatican no manome ny vola mampandeha ny U, raha i Vatican no mandidy hoe, izao fikarohana izao no atao na tsy (azo) atao, dia tena lozabe.

Fa io aloha izany dia, ny olona angaha adala, fa aty k'lou dia mahalala tsara izany. Tsy gaga aho raha ohatra ka TSY asian'ny olona sira, na fara-fahatsarany, kaodikaody ary mihahiahy ny olona, raha ny @ izay diplaoma avoakany, na ny fikarohana ataony.
11. rhaj0 ( 28/04/2015 19:41)
Tsy ny "Fikarohana" ihany no atahorana fa viraviraina sy avilivilin-dRakakolika ho @ Finoany ao io, fa indrindra koa ny Fampianarana. Io izao efa hita ny absurditE-n'ny ataon'ny sekoly katolika ambaratonga fototra sy faharoa, raha ny aty k'lou e. Aiza kouh.. maraina izy miventy hoe, A.tra no namorona izao tontolo izao ao @ lamesa ao, ny hariva izy @ taranja Simia miventy an'i Lavoisier hoe, rien de se perd rien de se cree... Dia ahoana ihany izy ity, hozy ny ankizy.. F'izy ve moa mahalala ridicule.

Ny ridicule hafa mbola ataon-dry kakolika aty koa dia, raha ohatra ka misy olombe na siantifika ka hoe ndeha hanome seminaire na kabary ao @ sekoly kakolika, dia mitsipatsipaka daholo ry kakolika extremista. I Justin Trudeau. izay politisiana, ary mety ho PM @ fifidianana ho avy io raha lany, dia efa saika tsy navelany hiteny fa nitsipatsipaka romodromotra daholo ireo extremista kakolika, satria hono momba ny fanalan-jaza ilehio. Dia nefa anie kakolika koa i Justin eee...
12. Strong3 ( 29/04/2015 08:43)
nga tsy voatohatrin'ny manampahaizana mihitsy izao vatican izao eh?
Mihorohoro azy io avoko ny tany manotolo hihihih
13. rhaj0 ( 29/04/2015 18:12)
Ka tsy hitanao manimba ny fiarahana monina ve ity ataony ee... sa izay indrindra no tadiavinao?

Fa jereo anie ny haremben'i Vatican bevola e..
http://content.time.com/time/magazine
Bankers' best guesses about the Vatican's wealth put it at $10 billion to $15 billion... Unlike ordinary stockholders, the Vatican pays no taxes on this income...

http://news.nationalpost.com/2013
Wealth of Roman Catholic Church impossible to calculate..

http://www.ibtimes.co.uk
Though data is scarce, and the exact GDP figure is unknown, the CIA estimates Vatican City's 2011 revenue to be $308m. It only has a population of 800 people, meaning its nominal GDP per capita is $365,796 – making it the richest state on the planet by this measure.

Asa izao hoe ahoana ny manjo ny vodi-fanjaitra rahefa ndeha hiditra any zareo ireo... :-)

Nefa ny gasikely io izany #9 faran'ny mahantra dia manana GDP, per capita $1,437.. izany hoe, ny anao izany mikotrana mandritra ny taona, dia ny an'azy mandritra ny 1 andro.. (sady mbola ampazahoanao rakitra koa izy tsindraidray)... ka dia tsy mila miasa sy mitsikaraka intsony izy izany fa mivavaka fotsiny mandava-taona eeee... dia milaza hoe kapok'A.tra no manjo anao na mampahantra anao ao.. na hoe tsy quoi mahantra fa minou fotsiny..

Fa mampivaninika anao Strong3 izany eeee... okay.
14. endriny ( 30/04/2015 05:44)
Mitondra fiadanana hono ny finoana e... Indrindra raha miaraka amin'ny zava-mahadomelina...

Toa mampatsiahy ahy ilay zanaka mpanakarena nitogaigin'ny rongony, fony izahay tao amin'ny Ste antoine. Dia izaho sy ny namako indray no nasaina nitsimpona taratasy eraky ny tokotany rehefa nihomehy nahita ity ranamana mivanitika manisa ireto voan'ny filao...
15. gasy1zay ( 01/05/2015 14:25)

endriny:

O rey olona e.

Dia ianao aty Madagasikara no andeha hanangana Universite ho eken'ny any an-dafy hono (miaraka amin'ny Banky BNI). Dia mampanontany tena ny famitahana atao ny zana-bahoaka. Sa hoe fandaharam-pianarana Frantsay no tiana hoe vohizina ao angamba... Dia mba ankatoavin'ny Frantsay ny diplaoman'ireo te hanao sesitany ny tenany fa tsy ho mpilivra intsony izy rehefa tonga any..


Fa ny mpianatra malagasy ve no mila Université sa ny katolika no mila mpianatra ambaratonga ambony ho ampianariny Droit-Économie-Gestion?
16. rhaj0 ( 01/05/2015 15:23)
Ka io anie mila mitandrina ianao fa fangolika rizareo e... Droit-Economie-Gestion tsisy idiran'ny dogma-ny, dia iny no cheval de troie-ny. fa avy eo ianao

- @ simia sy fizika sy asitiraonomia, ilay saina tia karokaroka @ rien ne se crEE, lasa cretiniser-n'ilay kreationisma

- @ siansan'ny tontolo sy ny pollution... tsy hainao angaha fa amin-dreo io resaofema kilimatika io ka tsy mila hohalalinina fa mandany vola sy andro (hozy ny mpino-extremista), satria planin'A.tra daholo fotsiny io, koa ianao ve hianatra na ho ampianarina "hanohitra AZY" ?

- @ pisikolozia sy pisikiatria... Tsy tsaroanao ve ny nataon-dry Katolika t@ amerindiana, tonga dia nosoketany ho marary saina rahefa tsy mivavaka na maniratsira an'i JC ?

Ny olana re ry Gasy1zay, dia ho afangarony @ Dogma-ny (resaka peta-toko tsy iadian-kevitra akoriny) ny Siansa a...

Fa io nefa k'lou dia tsisy ho voany eo intsony e.. @ izao teknolozian'ny informasio misokatra sy mihazakazaka be izao, angaha misy ho azony ho poretina ao anaty box-keliny ao intsony ny Ankizy ?
17. gasy1zay ( 01/05/2015 20:32)

rhaj0:

Ka io anie mila mitandrina ianao fa fangolika rizareo e... Droit-Economie-Gestion tsisy idiran'ny dogma-ny, dia iny no cheval de troie-ny. fa avy eo ianao

- @ simia sy fizika sy asitiraonomia, ilay saina tia karokaroka @ rien ne se crEE, lasa cretiniser-n'ilay kreationisma

- @ siansan'ny tontolo sy ny pollution... tsy hainao angaha fa amin-dreo io resaofema kilimatika io ka tsy mila hohalalinina fa mandany vola sy andro (hozy ny mpino-extremista), satria planin'A.tra daholo fotsiny io, koa ianao ve hianatra na ho ampianarina "hanohitra AZY" ?

- @ pisikolozia sy pisikiatria... Tsy tsaroanao ve ny nataon-dry Katolika t@ amerindiana, tonga dia nosoketany ho marary saina rahefa tsy mivavaka na maniratsira an'i JC ?

Ny olana re ry Gasy1zay, dia ho afangarony @ Dogma-ny (resaka peta-toko tsy iadian-kevitra akoriny) ny Siansa a...

Fa io nefa k'lou dia tsisy ho voany eo intsony e.. @ izao teknolozian'ny informasio misokatra sy mihazakazaka be izao, angaha misy ho azony ho poretina ao anaty box-keliny ao intsony ny Ankizy ?


Izaho izao protestanta nianatra tany @ katolika tsy hitako hoe inona no nanova ny finoako tany fa dia hatr@ izao aho tsy mivavaka @ Masina Maria fa i rhaj0 ngamba no vao maheno fampianarana relijiozy dia matahotra hisy hikitikitika ny imagination-ny ao, izaho aloha tsoriko fa raha manantsafidy aho aleoko ny zanako hianatra any @ sekoly katolika ( St Michel-St Antoine-Esca ...) toy izay ireo fianarana hafa, tsy resaka hoe katesizy fa resaka vokatra azon'ny mpianatra @ fanadinana ofisialy sy ny aty aoriana.

Safidy io fa ianareo moa toa alerzika @ fivavahana ka na zavatra mahasoa aza misy fofona fivavahana dia lazaina fa ratsy foana ka tsy olàna fa mahasoava any @ toeram-papianarana hafa ary e!
18. rhaj0 ( 04/05/2015 10:42)
Eto jerena ry Gasy1zay a... tsy takatry ny Baiboly koa io..
http://lmgtfy.com/?q=negative+correlation+between+education+and+religion+ry+gasy1zay+a
19. Strong3 ( 04/05/2015 11:09)
ahaona moa no tsy hampivanitika ilay fanenjenahana an'i vatican, ... tsy reny avy ianareo mitatatata eto, ny olony aza tsy nampiraika azy ka izay resaka ve?

miamatavy tokoa izy ireo noho ny adonondrenan'ny mpino tsy manakatra, fa manara-drenirano..

fa na izany na tsy izany, ny fikambanana rehetra nge samy misy fanangonam-bola avokoa eh, ka inona moa no olana raha tonga panefoefo ry zareo?

ny fiangonana zandriny eto dago izao mba efa mianga ny politika fanangonana kou
20. gasy1zay ( 04/05/2015 14:02)

rhaj0:

Eto jerena ry Gasy1zay a... tsy takatry ny Baiboly koa io..
http://lmgtfy.com/?q=negative+correlation+between+education+and+religion+ry+gasy1zay+a



Mbola haveriko ary hamafisiko hoe i rhaj0 allergique 2 resaka fivavahana ka tsy mahita afatsy ny lafiratsiny, rehefa manao fanadihadiana "neutre" na objectif dia mba jerena koa ny coté positif rhaj0 fa tsy ny négatif fotsiny a!

http://en.wikipedia.org/wiki/Religiosity_and_education#Positive_relationships

Mba manaova statistique kely hoe ireo olona gasy manana toerana ambony na eto Mada any ivelany hoe firy % no nianatra tany @ fianarana katolika dia ho azonao hoe maninona ny olona no te hampianatra ny zanany any.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.0994