Ny zava misy any Dago

1. ambohijanaka ( 20/04/2015 10:25)
Tsy sanatria re tompoko hoe tsy tian'i Madagasikara fa ny tena marina, tsy tian'ny rafitra misy eto!!
A. Mafy ny asa ary tena stressant nefa kely ny karama (Enao ve raha
miasa hitanao normal hoe olona milelaka--ody ary indray no mahazo
promotion). Tena hita hoe firenena mpanambaka no sady firenena
mpanambany olona no sady firenena tsy manaja olona i Madagasikara.
Normal be mihitsy raha betsaka ny resaka corruption isan karazany sy
ny resaka insecurite atsy sy eroa...ary tena 100% normal raha betsaka
ireo tanora gasy aleony mitsaoka an`ivelany satria tena mangery
mihitsy ity Nosy ity! C'est aps normal hoe ny expatries mahazo efa 4 sa 5 fois plUS!!! I-DIOTS izay nampetraka an'io lalana io!

b. Vidy pihainana eto tena misondrotra kanefa ny karama mi-gele. Aiza ve
c .insecurite aloha tena mia ratsy!! vaky trano, vol avec aggression...mitombo! ny mpitandro aminio manao sirene eran'ny tanana fotsiny fa ny afitsoka 3/20!! Rehefa maika ryjareo, maninona tsy mandeha a l'heure fa tsy eo mampaneno sirena vita frippe eo fotsiny! sady ratsy faeneno ilay izy no olona frustres aby no mameno fiara ...hita mihitsy hoe lany fruit de mer sy coco!!

d. crise >> 1973, 1991, 2002, 2009, 20??, 20??, 20??, 20?? Ombia manaraky!! sur fa mbola hisy ary ho grave ilay manaraky eo e!

e. embouteillage, no sady mandana lasantsy (normaly misy deficit de la balance commerciale), no mandany vola, no mandany fotoana, no mampihena qualite de vie satria kirina daholo ny rehetra.

f. ny entana eny amin`ny grade surface (tsy hiteny anarana aho..azonao angamba hoe maninona), marque tsy manjary no betsaka, no en plus, efa akaiky date de peremption na pire aza...efa lany date fa miova ny emballage (misy havako niasa t@ ireny mihitsy fa tena mikarama manova date fotsiny no atao ao). Tena vendrana isika eto manaiky an'ireo poubelle avy any eoropa any fa raha izaho aloha, ompaiko a@ havany ireo frantsay ireo. D'ailleurs, ny ahy rehefa manao tsy rariny (resaka parking, n reaka hoe manambany gasy ireny), ataoko mahita ary vazavazaiko ataoko mahamay mihitsy!! Misy neveu-ko izay aza be mokon-doha be izay, fa izay dia mahavita mananihany sy manao teny mahery mihitsy rehefa hitany manoera-pahefana be na frantsay na olona hafa,...na po-li*sy aza.

g. condition de travail tsy mamely fa dia miasa fotsiny ny maro. HO anareo
mpianatra Malagasy mbola any ampita izao, tena miteny aminareo ahy hoe
: AZA MIVERINA ETO MADAGASCAR fa dia ny Karamanareo eto dia karama tsy
manjary sady ny environnement (social, economique etc...) tena ratsy
!! Directeur de la PApapapapapapatatrararrartatatata ny titre ny
kanefa plongeur Portugais aza mikarama no izy (raha tsy hoe hiasa tena
anga ianareo eto dia amin`izay, ca vaut peut etre le coup). Aleoka
lavitra miasa any Canada, na any Amerika any, mitondra titre assistant
kanefa mikarama 3000 USD par mois!! Iza koa no hody eto Dago eto
handray karama mi respecter "grille salariale"?? fanambakana olona faty fotsiny ity dago ity e!! grille grille grille tsy manjary no misy fa fanambakana no maro! Ny harcelement sexuel koa eo andaniny ary maro ny cas...indrindra moa any @ireny orinasa frantsay vizana ireny, sahala amin'ilay orinasa frantsay manao publicite (manomboka amin'i T ilay izy ary miveruina inin-droa io anarana io) etsy antanimena izay...le directeur (DG) ao dia milalao vo*dy fotsiny, no manao harcelement sexuel no manavakavaka (ilay directeur commercial manomboka a@ V ny anarany) ary mahavita manao chantage mihitsy any ka raha tsy be taim-bava sy be loha ianao, dia mifafa tsara ao. Hitako inin drepa niantsena fa nompaiko t@ teny anglisy ary noteniniko hoe mivera any @ taninao @ teny rainyboto indray (WEG RAUS ARSCLOCH!! GEHEN SIE NACH FRANKREICH STUPIDEN FRANZOSICH) fa tsy nahesika!
ity fa tsy aleo indray aza ve Afrika!! NY zanako izao (le iray farany eto), tena efa
hanaovako plan mihitsy ary tena ampianariko (sans les forcer bien sur)
hoe aha misy ny atao any, dia mijanona any (na hijanona any na
toerankafa raha tsy possible ny aminlay toerana hianarany) satria
erahana mahafantatra fa eto Dago eto, ny karama nul, condition de
travail tsy dia any, ny opportunite eeee....tsy dia misy e.... , ny
fisainana nul, ny ody sy ny fialonana dia champion i Dago fa ena
dommage tsy misy guiness des records en voudou sy en
fiatsaram-belatsia fa tena gasy no maharesy eo fa sur a 100%. Isika
eto ampivaony eto mihitsy aza no mahazo anio record io!!


h. Ratsy environnement. Social, jerevo ireny olona mandrehoaka partout
ireny, ireny olona manao maloto en plei jour ireny...jerevo ireo
dalles tsy misarona, jerevo ireo zaoridira. Tena firenena farani`zay
dondrona izay nihainako ity Madagascar ity fa tena aleoko angamba
miala eto atsy ho atsy fa tena na ny miheritreritra hoe analehibe
an`ny zanako eto aza, tena tsy any mihitsy. Ny socialy moa tena tsy ao
koa....jerevo ny fisainan`ny olona, jerevo ny fifanajana, jerevantsika
ireo fomba sy fisainana maloto ny gasy etsy sy ery (fanambakana,
fialonana, faminganana, fiatsaram-belatsia (TOkony atao devise de
Madagascar angambe ireo sa..ahaoan hoy anareao?))

i . ny fianakaviana miditra amin'ny fianana tokatrano mahazana ary tena mampiady mihitsy; voamahay aza manimba fihavanana ary na ny fihainanano aza, lasa misaritaka raha tsy be mokon-doha sy mahavita miteny hoe: izay tsy andeha fa tsy mety aminay..ary koa tsy mifezaka represailles...fa raha malemy saina sy influencable dia ehehe... mifafa tena mifafa tsara mihitsy eto Dago eto eee!

j. ny adminsitration (douane indrindra moa ireo ao toamasina sy ny ao @ny aeroport ao, ...) mpisoloky sy tia vola tsisy aotran'izany: hita mihitsy hoe tsy nahazo t@ mbola kely ary tsy zatra mahita vola (education daholo no mahatonga an'izany fa inona moa?); tena mpanararotra no betsaka ao, nefa ny fahaizana ZERO! ...any ka na ny tenanay aza, lasa tsy tia hiasa eto intsony satria manome vola an'ireo fotsiny; aleo samy ety tsy mahazo toa izay hanome an'ireo vola be isakin'ny dedouanement ireny.

k. ny tanora eto maro dia mikatsaka ahazo zanaka-mpanana fotsiny isisa fa tsisy tia hisahirana intsony. Izany lehilahy meti2 sy vehivavy meti2 izany izao no kendrena satria mafy loatra no misy eto. Firy ireo ankizy vao-pieger...manabevoaka olo any dia voafatotra...voatery manambady dia eoooo fa FIN!!! FIRY!! firy ireo olona fantatro tratran'izany eto...misy ao @ havako, misy koa any @ vadiko ary misy koa t@ mpiara miasako taloha....fa tena potika mampalahelo! Izao no antomy re olona tsy ampiankarako an'ireo zanako lahy 2 eto sy ilay zanako vavy eto loatra (indraindray fosiny) satria tsisy dikany dia motsaka ny fihainana. NY ahy koa moa tanora kely dia efa nomeko mise en garde...fa aotrany nisy nahatsara kely azy ihany ilay teniko taminy satria tonga moa ry jareo dia nahay nisafidy sipa sy vady daholo fa tsy dia nanao naditra tany @ boite de nuit sns ireny. Ka mba mahaiza re tompoko manoro hevitra ny zanak'tsika tsika rehetra fa mafy izany manana vinanto tsy manjary izany! Na ny mpianadahy aza lasa tsy mifandray intsony mihitsy vao ny iray fotsiny no manambady olona tsy dia mety. Ary ianareo tanora, mahaiza mba mifidy vady fa hanenenana io rehefa any aoriana any...fa helas, ce sera TROP TARD pour vous!
En plus koa...mbola latsain'ny fianakaviana sy hohomezana ....ka soyez intelligents!

Farany: Ianareo tanora mboa any ivelany...mireritrereta vao mody eto satria enjana ny fianana aty: sady pollution, no insecurite, no tsisy atao firy, no corruption...mieritrereta tsara mihitsy vao miakatra miverina mody ety satria izany no fihainana eto. Marina fa hoe mety mbola malaladalaka (efa tsy malalaka be intsony koa aloha fa efa niova e!) fa ny qualite de vie aty aloha tsy hitovy @n'ny any ivelany any mihitsy na oviana na oviana!!!! Mitadiavy artifice hijanonana any na hoe quelques de plus fotsiny aza!!! ary raha tsisy opportunites any @ le tany hianaranao, dia manandrama firenena hafa na tsy "parfait" aza io tany io satria mino aho fa ho tsara no ny eto foana. Ny tenako aza amin'izao, efa manomana depart indray fa tena tsy mahatamana eto (raha tsy hoe nga hoe tia fety BEEEEE sy tia lanonana, sy tia milalao vehivavy ianao..dia eo aloha dia tamana eeee!!!...hay...na koa tia misekoseko sy voninahitra ...dia eo koa Dago no mety); fa raha hoe qualite de vie no tadiavina,securite, avenir ho an'ny zaza, qualite des soins (hopital, adminsitration mahay miasa, douane tsy misoloky, polisy mahay miasa sy professionnel, lalana tsisy nid d'aepyornis sy dokotera professionnel koa...dia ALEO MIALA ETO raha azo atao izany!!!
Izay aloha fa ampitomboiko eo ihany y resaka rehefa any ho any....
ianareo koa afaka manampy raha toa ka misy zavatra tsy voalazako...ary
afaka mi critique tsara koa...fa mino ao fa ho betsaka ny olona mi se
sentir vise eto ka somary hanao cocote minute.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0835