facebook

1. andry 1000 ( 16/04/2015 08:05)
ho antsika mpiserasera ao anaty facebook. mety ve raha samy manana ny compter ny mpivady sa tokony ho fantatry ny lahy na ny vavy ny compter ny tsirairay avy ??? Inona no lafy ratsiny de inona no lafy tsarany raha mety
2. matehotia981 ( 16/04/2015 08:10)
Tsy mety lesy izany an! ela ve te ho traingo eo e! zara ary misy anio hiresahana @ sipa ko
3. andry 1000 ( 16/04/2015 08:12)

matehotia981:

Tsy mety lesy izany an! ela ve te ho traingo eo e! zara ary misy anio hiresahana @ sipa ko

ka le sipa nie njainjay mi-insister be tsy manaiky mintsy e!! efa tenenina hoe mba vie privée io fa tsy manaiky e
4. matehotia981 ( 16/04/2015 08:16)

andry 1000:

matehotia981:

Tsy mety lesy izany an! ela ve te ho traingo eo e! zara ary misy anio hiresahana @ sipa ko

ka le sipa nie njainjay mi-insister be tsy manaiky mintsy e!! efa tenenina hoe mba vie privée io fa tsy manaiky e

Ny azy ary tsy azo jerena ko. Aleo ihany samy maka ho azy fa samia mahatanty
5. valiih ( 16/04/2015 10:35)
ts votery k! mila confidentialite any ko ntsirairay na d pivady az?kanef ts maits oratsy fon aloh nvalinzay satry mapanaonao foana, ra olna normal, manaja vady ko ne ts votery ikiafinafina zan e?ra tinao nvadinao d apafataro az nzvt rht f ra ts tinao s t itia olokafa mo.enao manin f d atovy mangingina any?sad@zao otrn oe tsis resak pinamana f vo msera d sipa n.ao andoh?mandreraka b
6. 1113 ( 17/04/2015 10:58)
tsy marina izany fa rehefa pivady dia iray ihany ka tsy tokony samy anana ny azy fa tokony hiraisana daholo ny rehetra satria izay no maha pivady sady mamporisika ny tena tsy hanaja ny tokatrano izany fanana compte hafa izany
7. andry 1000 ( 23/04/2015 04:57)

1113:

tsy marina izany fa rehefa pivady dia iray ihany ka tsy tokony samy anana ny azy fa tokony hiraisana daholo ny rehetra satria izay no maha pivady sady mamporisika ny tena tsy hanaja ny tokatrano izany fanana compte hafa izany

sao kosa de tsy tokony ho fantany fa le hoe iray ihany ny mpivady nie ny fahazoako de mety le hoe any aminy le rapport iany no tokony ho iray e!
8. matehotia981 ( 23/04/2015 06:34)

Mandainga elisany ra milaza fa tsy manana kaonty hafa? na dia ity serasera ity aza zao dia efa tsy fantatry ny rafotsin'lisany
9. jomafaki ( 01/05/2015 13:27)

10. jomafaki ( 01/05/2015 13:30)
Andray!! Inareo kousa zany dia tena efa vonona te hanao zavatra kou.. Izahay mivady zao dia compte iray ihany no ao aminy FB fa dia milamina ery izahay. Tsy mampiady anay mihintsy ny FB.
Andramo kely ange ee
11. andry 1000 ( 02/05/2015 07:45)

jomafaki:

Andray!! Inareo kousa zany dia tena efa vonona te hanao zavatra kou.. Izahay mivady zao dia compte iray ihany no ao aminy FB fa dia milamina ery izahay. Tsy mampiady anay mihintsy ny FB.
Andramo kely ange ee

fa ianao ve tsy mieritreritra hoe : manana compte hafa tsy fantatrao io vadinao io!!!
12. peta83 ( 05/05/2015 12:05)
Amiko alo otran tsy mety le mampiasa compte 1 satria lasa mitarika jalousie lé izy ééé na dia oé mahita ny namanao taloha fotsiny ary de mety mahasosotra ny vadinao!
13. moi ( 05/05/2015 12:18)
arakaraka ny tanjona nanaovana fb io ; nefa samy manana ny activité-ny ny mpivady, samy manana ny contact-ny, ka heveriko hoe samy manana fb no pratika !
raha madio moa ny fitantananareo ny fb dia maninona moa raha mifankafantatra mot de passe aza ? fa saingy samy misy tia misangisangy zay dia hafa koa ilay mba manana jardin secret kely !
14. andry 1000 ( 06/05/2015 03:25)

moi:

arakaraka ny tanjona nanaovana fb io ; nefa samy manana ny activité-ny ny mpivady, samy manana ny contact-ny, ka heveriko hoe samy manana fb no pratika !
raha madio moa ny fitantananareo ny fb dia maninona moa raha mifankafantatra mot de passe aza ? fa saingy samy misy tia misangisangy zay dia hafa koa ilay mba manana jardin secret kely !

misaotra anareo namana ato aminy serasera namaly fa dia tena misy hevitra maro sy tsara azo raisina sy saintsainina mihitsy aminy valiny samihafa alefanareo...dia mankasitraka e!
15. andry 1000 ( 06/05/2015 03:26)

peta83:

Amiko alo otran tsy mety le mampiasa compte 1 satria lasa mitarika jalousie lé izy ééé na dia oé mahita ny namanao taloha fotsiny ary de mety mahasosotra ny vadinao!

dia misaotra an'i peta83 fa tena mahafinaritra daholo isika namana ato aminy serasera ato...
16. matehotia981 ( 07/05/2015 05:32)

andry 1000:

peta83:

Amiko alo otran tsy mety le mampiasa compte 1 satria lasa mitarika jalousie lé izy ééé na dia oé mahita ny namanao taloha fotsiny ary de mety mahasosotra ny vadinao!

dia misaotra an'i peta83 fa tena mahafinaritra daholo isika namana ato aminy serasera ato...

Aleo alalaka ny serasera e samia mihazona ny comptenny de samay mifampatoky
17. aina.marie ( 07/05/2015 08:21)
Mety ve sa tsy mety le Compte FB iraisan'ny mpivady : miankina @ antony hanaovan'ny tsirairay FB sy ny mpivady io satria resaka serasera nge ny ao @ FB . Ary serasera @ lafiny maro sy tsy voafetra e. Ary mety hanamafy ny fifandraisana eo @ mpivady ary zany e! Satria resaka maro no ho hita ao ! De mandray sy mizara zay mety sera mahasoa azy ao ny mpivady ao e! Ary de mifampitaiza ao e! Ary ao ary nge vao mety tena misy sera mangarahara eo @ mpivady e! noho izy miresaka mivantana e!

Ary raha resaka asa kosa moa no antony le Compte FB iraisana de tena tsara e! Ary tsy vitsy ny mpivady no manao an'izany fa efa tena maro mitsy !

Saingy raha toa kosa oe hasarotapiaro sy tsy fifampitokisana eo @ mpivady de tsy mahasakana n'inona n'inona ny compte FB iraisan'ny mpivady, satria ao @ FB nge afaka manokatra compte maro ny olona iray e! ary tsy voafetra e! Ary ao @ FB ko misy paramètre be de be e! Izay mety tsy hampifankahita ny mpivady akory na de compte iraisana aza io !

[/quote]
18. andry 1000 ( 08/05/2015 03:27)

tena tokony ho izay mihintsy e! ohatrany mitady ho resy lahatra za amin'ito teniny mahatehotia 981 ity....
19. andry 1000 ( 08/05/2015 03:29)

aina.marie:

Mety ve sa tsy mety le Compte FB iraisan'ny mpivady : miankina @ antony hanaovan'ny tsirairay FB sy ny mpivady io satria resaka serasera nge ny ao @ FB . Ary serasera @ lafiny maro sy tsy voafetra e. Ary mety hanamafy ny fifandraisana eo @ mpivady ary zany e! Satria resaka maro no ho hita ao ! De mandray sy mizara zay mety sera mahasoa azy ao ny mpivady ao e! Ary de mifampitaiza ao e! Ary ao ary nge vao mety tena misy sera mangarahara eo @ mpivady e! noho izy miresaka mivantana e!

Ary raha resaka asa kosa moa no antony le Compte FB iraisana de tena tsara e! Ary tsy vitsy ny mpivady no manao an'izany fa efa tena maro mitsy !

dia tena isaorana mihintsy fa tena tsara le miserasera e! ahitana zavatra sy hevitra maro mihintsy. Sady mahafinaritra ahy le fonjan-kevitra fa dia le côté positive daholo no natolotrao

Saingy raha toa kosa oe hasarotapiaro sy tsy fifampitokisana eo @ mpivady de tsy mahasakana n'inona n'inona ny compte FB iraisan'ny mpivady, satria ao @ FB nge afaka manokatra compte maro ny olona iray e! ary tsy voafetra e! Ary ao @ FB ko misy paramètre be de be e! Izay mety tsy hampifankahita ny mpivady akory na de compte iraisana aza io !

andry 1000:

peta83:

Amiko alo otran tsy mety le mampiasa compte 1 satria lasa mitarika jalousie lé izy ééé na dia oé mahita ny namanao taloha fotsiny ary de mety mahasosotra ny vadinao!

dia misaotra an'i peta83 fa tena mahafinaritra daholo isika namana ato aminy serasera ato...

Aleo alalaka ny serasera e samia mihazona ny comptenny de samay mifampatoky

[/quote]
20. mpisotrtoaka ( 17/06/2015 12:25)
Arakaraka izay hifanarahana ! Misy manaiky fa misy ts mety ! Mila manana intimité kely koa ny mpivady fa tsy vakiana fotsiny avokoa izay ataon'ny tsirairay ! Izany no atao hoe olombelona !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1913