Hiditra an-tsehatra handrava ny gouvernement ny frantsay raha ny vaovao farany

1. rabaradaka ( 16/04/2015 07:32)
Incompétents et amateurs, izay no azo hilazana ny membres du gouvernement ankehitriny. Efa hita soritra ny fahasosoran'ny frantsay mikasika izany ka ho hita eo izay ho tohiny
novalian'i syxa ny 21/05/2015 15:40
2. saho ( 18/04/2015 13:25)
Farantay manohana koa, manohana ny taranaka tetezamita na nivadika aza....ahoana no ny fomba antony hilazanao io, vakio kely ity azafady

Grave be le coin quartier misy embouiteillage tunnel ao Paris, lasan ny jiolahy maro2 ny harona misy firavaka sarobidy vehivavy allemande saika handeha hamonjy toerana hivarotana le firavaka misy valera 5 millions euros, tena kay, noheveriko fa any Mada ihany kay misy quartier tsy milamina be ao France ao, sady tena ohatrany tsy milamina ny fiarahamonina misy vahiny maro be, reportage momba ilay vahiny mpanao hira RAP, tsy milay, ohatrany faillite be ny firenena Farantay ankehitriny, be blem be, namindra aretina any Mada. Efa vay mivandravandra be, marikoriko.....

valiny namalian ireo namana hafa roa samihafa :

namana hafa>anga tsy fantatrao ny fahatran'ny frantsa


Namana hafa1>ka tena gaga za fa ohatrany hafa ireo Malagasy any, hafahafa , hafahafa hoy za na ny toetra azony avy any na ny experience, ohatrany tsy madio, tsy ny rehetra fa ny akabeazany,
3. syxa ( 21/05/2015 15:40)
Isika ho aho aleo tsy manaratsy ny an'ny hafa fa aleo mijery vahaolana.Na ny jamba aza mahita fa faran'izay vendrana ny tomponandraikitra malagasy raha hoarina amin'ireo tomponandraikitra eran'izao tontolo izao,dia mbola misy sahy miteny ihany ve fa mahay ireo?Isika vahoaka mihintsy no mila mifoha e!
-Rahoviana no hanaja ny vahoaka malagasy ny JIRAMA nefa ny vahoaka mandoa volabe?Omeo ny sinoa rehefa izay no ampiadana ny gasy.
-Aiza ny mba fiarovana ireo mpandoa hetra rehetra nefa dia volabe no aloha amin'izany?
-Nankaiza ny vola nindramina tamin'ireo firenena mandroso?(Frantsay....etc..),ny vahoaka no mamerina izany.
-Iza no manome alàlàna ireo sirilankais hijanona handritra tanteraka ny safira ao Ilakaka?
-Iza no mpamatsy fitaovana ny dahalo?
Be dia be raha ny fanontaniana no apetraka e!Na isika samy malagasy madinika aza anie mifamely e!mividy hena eny antsena ianao dia any antrano vao mahita hoe masiso nefa ny volanao efa lasan'ny mpivarotra etc......
Izany rehetra izany dia mila fiovantsaina tanteraka.
IANAREO VE TSY MAHATSAPA HOE AMBAKAINA NY GASY E?TOKONY HIFOHA AMIN'IZAY SA MBOLA HIANDRY RAHOVIANA?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1221