tena lasa izao mlarina leaza aaa

1. bazylou ( 09/04/2015 05:09)
- afaka manafatra fiara kodia daholo ny malagasy rehetra ary tsy mandoa hetra rehefa miditra eto madagasikara raha toa ka fiara miady amin'ny andiam balala.
Vao nivoaka anio io an, sady rajao no namoakany hevitra.


looooooooooooooooooooooooooooool

-omena vazaha daholo ny fananan'ny gasy rehetra fa izany no baikon'ny mena sofina, ny air mad dia tsy hahazo hisidina an'ny eropa intsony satria tsy mahazo vola ny roplana vazaha.

beuuurrrk
2. endriny ( 09/04/2015 06:16)
Vahoaka matin'ny kere tsy vangian-dRajao, fa fatim-bazaha mpangalatra tany indray no arahim-body... Tena mampiteny tsara mihintsy.

Omeo Causa hafa koa izy e...
3. hery ( 09/04/2015 06:38)
Fa ianareo ary ve nieritreritra hoe hitondra amin'ny zavatra tsara ny fisian'ny fanonganam-panjakana tamin'ny 2009 e :-)

Raha tsy nisy ireny fanonganam-panjakana tamin'ny 2009 ireny na koa raha tsy nankasitraka ireny ianareo dia nisy fifidianana nilamina tamin'ny 2012 dia nanana fahefana kokoa izay filoha lany teo... tsy niankin-doha be loatra tamin'ny firenen-tokana intsony (Reny malala)

Fa izany hoe... ny nenina tsy aloha hananatra.
4. bazylou ( 09/04/2015 15:07)

ianao koa rahery dia efa marary saina mihitsy kle, dia hoe raha tsy nisy an'i anona dia raha tsy nanao izao i ranona tsy toa izao no nalehan'ny MAdagasikara.

FA iza moa no nilaza taminao fa raha nitohy foana ny ra8 sy ny namany dia nandroso tokoa ve i DAgo ???
Tsy lasa andevon dra8 daholo aza ve ny gasy no tena marina .......

IZaho aloha tsy mino an'iny ry rahery ann.

beeeurk
5. rhaj0 ( 09/04/2015 17:53)
f'izao ianao andevon'ny karana sy frantsay.. miam miam ve?

Ny firenena rehetra mirehareha rahefa mba ny zanaky ny firenena no tafita. Ohatra aty Quebec dia ny entreprises ngezabe kebay (Bombardier, Quebecor) ka ampazahoan'ny fanjakana tahak'n'inona. Fanampin'izany :

1- Ny an-dRA8 ny vola azony re-investisser-ny ao Dago. Ny an'ny frantsay sy karana angaha hitanao akoriny?

2- I Ra8 mi-investor amina secteur 1 (agric) sy 2 (indostria). Ny anao izao toa mivarotra fananana (bois de rose sy volamena) no be dia be


Ianaro ny tantaran'ny firenena sy ny kapitalisma fa ny nataon-dRa8 dia cheminement nandalovan'ny olona rehetra.


Fa n'enao moa aleonao miam miam frantsaykarana ao ka dia ao ianao izany kouh...
6. rhaj0 ( 09/04/2015 18:02)
aiza ve nama koa citoyen francais daholo ny debadeba ao izao.. ry TGV sy ry iza koa ireo PM sns ireo.. TSY mihetsi-bolo-maso akoriny ny maro... rahefa hoz'izy hoe "soa ho an'ny tanindrazana ny atao", dia eritrereto fanin-2 hoe, tanindrazan'iza no tiany tenenina..
7. hery ( 09/04/2015 18:16)
Bazylou> loll azafady raha tsy zakanareo ilay réalité e.

Izaho tsy niteny hoe raha nijanona teo FOANA ra8. Fa hoe raha tsy nisy fanonganam-panjakana.

Raha tsy nisy ny fanonganam-panjakana dia mino aho fa tafapitika ihany ra8 tamin'ny 2012... fa tafapitika ara-dalàna. Tsy afaka niverina matanjaka tahaka ny amin'izao. Ary izay filoha lany tamin'ny 2012 dia ho filoha tena manam-pahefana...
8. rhaj0 ( 09/04/2015 19:01)
ny hitako tena mandaginina dia rahefa mahalala hoe ahoana ny tambadiky ny Rideau tao.. siritsiriko rahefa mamaky wikileak ohatra..

efa lazaina foana fa hoe:
- raha manao coup d'état ianao dia tapaka ny AGOA na financement EU sy BM sns.. satria t@ nanao Sonia an'ireo fifanarahana agoa sy cotonou ireo dia mazavabe fa raha misy coup d'état dia tapaka ireo
- ny frantsay no tena manosika io coup d'état io satria very fihinanana (sy rehefa tapaka iretsy dia vao mainka double fihinanana)

dia efa mahafantatra tsara an'izany ry TGV sy izay rehetra nanohana io coup d'état io, h@ ry Leader Fanilo ka h@ ry Marson Evarist ohatra. Fa dia hozy rizareo ireo hoe, aleonay TAPAKA ireo agoa sy cotonou ireo... fa zahay mahita ny ataonay foana (miaraka @ frantsay io)..
Ary dia tapaka tokoany ny AGOA sns... very ny asa aman'aliny (efa ho 400.000 direct sy indirect). Izao ny ankizy mivaro-tena...

Dia io ny anao... iny 2010 iny, dia izay rehetra te-hihetsika dia nampian'ny frantsay tosika... tadidiko koa nidedadedaka ery eran'ny gazety hoe nisy industrie velomin-dry karana.. kay industrie du tabac..


Dia vita iny ny coup d'état.. angaha avelan'ireo nahazo tombony t@ iny vitavita ho azy amina fifidianana "madio" izy io.. dia iny ny Rajao manana 40 millions de $ hanaovana propagandy.. dia hoz'ianao hoe normal raha TSY hiteniteny Rajao hoe avy aiza ny vola.. ntss.. ny presidential frantsay azany 1/4-n'izany no budget-ny.. dia izao ianao ganga hoe fa naninona no lasan'ny olona daholo na iles eparses na katsaka voanjobory.. miam miam an...
9. bazylou ( 11/04/2015 10:05)

tsy realité izany fa saina te hijanona amin'ny efa lany daty foana. ianareo rehetra any andafy ireo mivazavaza ery hoe izao sy izao ny vazaha , ny karana sy ry ra8 nefa maninona ialahy isany no tsy sahy miverina aty an tanana manao investissement fa lany manao menazy sy milivra fotsiny ??

Tadidio ry baina fa i madagasikara hatramin'izay dia efa nisy fanonganam panjakana foana na fony faha mpanjaka aza.

ilay gasin'andafy dia ireo karazan'olona marary ny nenina.Nefa ny gasy rehetra tsy toa azy ireo ary tsy misy manenina an.......

beuurk

10. bazylou ( 11/04/2015 10:08)
i deba anie ry baina efa niady tamin'ireo nosy kely manodidina e. Nefa aiza no nalehany izao ??
Tadididko tsara ry manandafy sy ry rakotovahiny sy ny sns rehetra nikozy hoe atao inona ireo nosy ireo nefa ny eto mada aza tsy vita .....tany amin'ny taona 80 tany io.

Izao nanenina daholo......


beuuurk
11. rhaj0 ( 11/04/2015 21:52)
Ny ahy kosa aloha dia tsoriko izaho dia hanohana kosany rahefa
- (politisiana) Gasy mba mijoro ho an'ny Gasy, miady ho an'ny teny Malagasy, miaro ny tanindrazana (inclus ny iles éparses)
- (mpanankarena) Gasy mi-investir ao Dago, ary mamokatra @ secteur primaire sy secondaire (fa tsy mivarotra ny harem-pirenena fotsiny)

H@ izao dia mbola i Ra8 no mijoro @ ireo. Ka raha izy no mi-representer izay Revy izay, dia izay ny ahy. Rahefa tsy mirevy an'ireo izy, na rahefa misy hafa mirevy an'ireo, dia mikisaka aho...
12. bazylou ( 14/04/2015 10:36)

hoy ianao

""Ny ahy kosa aloha dia tsoriko izaho dia hanohana kosany rahefa
- (politisiana) Gasy mba mijoro ho an'ny Gasy, miady ho an'ny teny Malagasy, miaro ny tanindrazana (inclus ny iles éparses)
- (mpanankarena) Gasy mi-investir ao Dago, ary mamokatra @ secteur primaire sy secondaire (fa tsy mivarotra ny harem-pirenena fotsiny)

H@ izao dia mbola i Ra8 no mijoro @ ireo. Ka raha izy no mi-representer izay Revy izay, dia izay ny ahy. Rahefa tsy mirevy an'ireo izy, na rahefa misy hafa mirevy an'ireo, dia mikisaka aho...""

tsy i ra8 mihitsy io tohananao sy lazainao io ry baina an.
ny gasy dia olona azo fitapitahana izay sy azo ampiesonina foana na gasin'andafy aza.
ny vazaha ry baina tsy galant fotsiny amin'izao fa misy ambadika foana a.
Ianao ve dia sahy milaza fa tsy nivarotra tanindrazana i le8 dia ianao sy ny vahoaka no ampiesoniny amin'ny ronon an tavy eo.
NY entana hohanin'ny gasy efa 4e classe fa ny 1-2-3classe efa lasa any andafy daholo... dia izany ve no tohananao ??
Avy eo mody ampiesonina hoe magro e, tiko oïl e, orinasa gasy ireo e, izao e.... nefa mba hainareo moa fa ny tombom barotr'ireny tiko groupe ireny dia mivarina any rsa sy usa fa tsy misy eto mada .
beurrk
13. rhaj0 ( 14/04/2015 15:57)
Ohatra izao i Razafindravahy nimenomenona ery hoe, tena nopehan-dRa8 ny Kobama-ny izy teo. Dia io raikitra ny coup d'etat, ary dia mitana ny fahefana i Edgard. Ka aiza ny Kobama-ny azany e ?

Ry Pety sy ry Voninahitsy mipepapepa haineux toa anao @ magro sy tiko oil io... vao tafavoaka dia hoe, ka hahavita magro sy tiko oil koa azany ve i Pety sy Voninahitsy e... ntsss.. ny varin'i Magro no nangalariny dia namidiny...

i TGV-nao azany moa.. vacances mitety tany no ataony, dia miverina izy mitondra voan-dalana manipy fotsim-bary ho anao dia faly ery ianao.. tairo ao azany kouh..

Sa tsy TGViste ianao ? Fa isan'le mitabataba hoe, navadik'i TGV ny toulouna ? Iana(re)o no niantsampy nisaringotra t@ touloun'i TGV koa izao vao hoe ... beurk..
14. andry 1000 ( 18/04/2015 03:51)
15. andry 1000 ( 18/04/2015 03:59)
be émotion sy sentiment loatra koa nie ny ankamaroany gasy de lalaoviny mpanongam-panjakana e!!! de lasa manaonao foana tsy mijery ny ho avy... zavatra mbola tsy possible ny hisiany TGV ho an'i Gasikara, de iny ry le vendrana fa mijapy daholo. Mila miala tsikelikely amin'ireto frantsay ireto koa izay mpitondra vaovao handimby an'i RAJAONARIMAMPIANINA eo..ny îles eparses no tokony alaina voalohany ho an'izay mpitondra vaovao eo! fa jereo qatar nie kely fa mantanjaka noho ny fananany ireo harena ao aminy e!! nefa ny harena ao aminy ary tsy betsaka noho ny an'i MADAGASIKARA..de tena marina mintsy no nolazainy Rahery fa raha tsy nisy fanonganam-panjakana tsy toa izao i Magadasikara vaovao..hihihi! ialana tsiny sao de manohintohina ny hafatro fa masina ny firenena e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1376