Mila vonjy

1. ombkel ( 03/04/2015 15:37)
Miarahaba antsika rehetra! Za zan mb manan olan kely e! Ny carte mere-ko ten tsy mi-affiche mihintsy, sady tsy mi-bip mihintsy koa. Dia na esorina aza ny processeur dia miodina foana ny ventirad, dia na esorina koa aza ny ram dia tsy mbip tson. Dia mety hoe maty ve zan ny carte mere sa ny processeur? Mba manantena valin'ny mahafa-po ry zareo an!
novalian'i nilex ny 18/05/2015 10:59
2. nilex ( 18/05/2015 10:59)

efa maty izany ry namana fa aza mitady hevitra hafa intsony a.Aleo mitady solony avy hatrany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.226