Tsy ela velona ny olona voan'ny rhumatisme??????

1. jhow ( 03/04/2015 04:55)
Marina ve zany??? Dokotera no niteny an'izany tamin'ilay marary??? :/
novalian'i Ratoa ny 16/11/2015 00:00
2. mpisotrtoaka ( 07/04/2015 10:30)
Ataovy serieux jhow a ! Tsis fanafany ve ? Toroy hevitra fa ny zokiko vavy miits no marary eeeeeeeeeee ! Andriamanitra ô ! Tsaboy izy !
3. jhow ( 08/04/2015 04:11)

Le mitsindrona foana iny e!!!

Fa leiz hono anie tsy afaka tanteraka izany mihitsy e!!! fa mihena fotsiny ny taux-ny.
Misy dokotera spécialiste natoron'olona izay hono ao Ankorondrano ao, fa mbola tsy tany aloha hatreto.

Fa ilay dokotera niteny an'izany mihitsy no ohatran'ny mahakamo mieritreritra azy. Sady izao leizy miampy aretim-po. Rehefa voan'ny rhumatisme manko dia normale be hono misy aretim-po. Tsy hay intsony ee!!!!
4. endriny ( 08/04/2015 05:27)
Tsy hoe ny olona voan'ny romatisma na goty no tsy ela velona, fa izao. Ny olona misy goty na romatisma dia olona tsy mahavoaka ny acide urique rehetra amin'ny hatsembohana na ny pipy. Ka io asidra io no mahatonga ny lalan-dra ho tsentsina dia miteraka fahafatesana tampoka..

Fa izao no zavatra tsara indrindra: mahery misotro rano, ranon'ampango mahery raha mety... Rano mangatsiaka asiana karibaonetra indraindray. Misy milaza hoe ny okra alona indray alina koa mety mahafaka goty haingana.

Tsy mihinana zavatra be proteine aloha raha mety, indrindra ny taovan-kena sy ny tsaramaso ary ny atody..

Dia mirary soa
5. jhow ( 08/04/2015 05:45)
ok!! merci!!!
6. mpisotrtoaka ( 08/04/2015 15:25)
Misaotra ! Ny rhumatisme izany mahafaty !? Ny aretina rehetra mety mahafaty fa mangataka fisorohana aminareo dokotera namana ato na izay efa voany ka sitrana e ! Merci beaucoup
7. raytra ( 13/04/2015 07:55)
sao mahasoa :
- arthrose chronique : ravinavoamadilo no tenehina dia misotro kely @ kopy isan'andro ; anorana ihany koa ny faritra manakotsako iny ravina + rano voamadilo navy nangotraka iny , ataovy matetika ;
tena nandaitra t@ le rafozambaviko aloha io après alanenina t@ tony fanafody vazaha tsy nisy vokany tony ; Teo @ 1 mois teo dia tena efa tsara be, fa rehefa reraka vao mihetsika indray dia atao foana .
Hemoroida : ravina satriko aza maratra no tenehina (1l ) eo sahabo ho ravina 5 eo ho eo ; sotroina 1 semaine katroka ; dia misotro tsindraindray avy par semaine, dia par mois ; Tena mandaitra
8. mpisotrtoaka ( 13/04/2015 09:51)
msaotra ! Hevitra hafa ! d le ranona ravina voamadilo ve mety amle rhumatisme ?
9. jhow ( 14/04/2015 03:36)
Rhumatisme articulaire aigue le mahazo.

10. endriny ( 17/04/2015 09:04)
Andramo aloha e

Fa aza dia mahery misotro mangidy eny an-tsena ihany koa anefa a..
11. Fiffi ( 06/06/2015 10:14)

jhow:

Marina ve zany??? Dokotera no niteny an'izany tamin'ilay marary??? :/


n'imp be koh zany dokotera zany an....juste pour un rhumatisme....tsy mahay mitsabo rhumatisme zany dokotera zany....
12. endriny ( 10/06/2015 15:54)

Fiffi:


jhow:

Marina ve zany??? Dokotera no niteny an'izany tamin'ilay marary??? :/


n'imp be koh zany dokotera zany an....juste pour un rhumatisme....tsy mahay mitsabo rhumatisme zany dokotera zany....


Izany ve... Rehefa mitombo ny tahan'ny asidra iorika ao amin'ny vatana dia midika fa miha madity ny ra ary mety tsentsina tampoka ny fo sy ny lalan-dra ka mahafaty ilay olona... Fehiny mitarika amin'ny fahafatesana miandalana ny goty sy ny romatisma... Biochimie
13. Ratoa ( 16/11/2015 00:00)
ny aretina rehetra dia mitarika fahafatesana fa izay mahavatra tena dia ho ela velona. Ny dadabeko nisy rhumatisme na koa hoe polyarthrite fa nateza izy ssatria nahavatra tena.
Izy dia tongotromby sy tongo-kisoa no laoka tena tiany indrindra anefa nony narary izy dia tsy nihinana intsony paha fatiny.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8422