Aza andrasana ny vahoaka no hanala ireo tsy mahomby

1. rabaradaka ( 01/04/2015 07:14)
Toko faha-roa ny amin'ny hevitra hoe Aza andrasana ny vahoaka no hanala ireo tsy mahomby.
Efa nilaza teto aho amin'ny volana Desambra fa hidina an-dalam-e ny vahoaka amin'ny volana marsa raha tsy hanova ny rafitry ny mpikambana ao anaty Gouvernement y Filoha (mamim-bahoaka hono) Hery Rajaonarimampianina. Dia iny tokoa i Alain Ramarosona sy ny hagegeny fa dia nitarika. Nolazaiko tamin'izay fa hiongana io fitondrana io amin'ny fidiran'ny session ordinaire de l'Assemblée Nationale izany hoe afaka iray volana eo ho eo. Mbola tsy taitra ihany i Hery Rajaonarimampianina.
Fa inona loatra ny fifanekena na ny trosa alohan'ny Filoha Her any amin'i Rivo Rakotovao, Paul Rabary, Anthelme, Olivier Mahafaly Solonandrasana, Pazza Didier Gérard ? Ekena fa ry Pazza sy Anthelme no manondrana bois de rose ary manome pourcentage an'i Hery Rajaonarimampianina nefa dia atakalo an'izany ve ny firenena ? Ho hitany eo ny tohiny fa ho rava io
novalian'i hery ny 09/04/2015 06:40
2. hery ( 09/04/2015 06:40)
:-)

Tara loatra izany e.

Tamin'ìny 2009 no fototr'io. Ireny no tokony nosakanana sy narodana.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1711