Ny faty halevina indray no hadino

1. menalamba ( 30/03/2015 20:25)
Miarahaba .
Noheveriko hoe fomba fiteny fotsiny ihany ilay hoe : "Ny faty halevina indray no hadino ", kay tena zava-misy ...

Jereo eto : http://www.liveleak.com/view?i=ba9_1427548310
novalian'i sitlo ny 10/04/2015 05:23
2. sitlo ( 10/04/2015 05:23)
Fou hehy indonezianina kosa angamba ireo e.

Aiza ve dia tsy ho henony hoe nihamaivana be tampoka teo ilay izy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.9163