You are here: home > Forum

Klip Gasy

Lohahevitra : Takelaka mahaliana
Fitohizan'ny hafatra : Klip Gasy
Valiny : 0
hery - 26/03/2015 12:33
Tsy haiko na hahaliana na tsia fa avoakako eto ihany. Takelaka efa nandeha ela izy ity fa tsy à jour intsony dia vao navaozina indray. Takelaka noeritreretana hanangonana clips malagasy maro atao mirindra kokoa.
http://www.klipgasy.org

https://lh4.googleusercontent.com/-pT1JuS0coNs/VRMf6styCbI/AAAAAAAAACg/434Be1eY7S8/w600-h315/ogimage.png

Valio | Miverina eny ambony