mifankatia nefa mifanalavitra ny toerana

1. miary15 fitia ( 25/03/2015 13:37)
slt dhlo a! vehivavy za!mis ol1 zay mlaza fa tia ah,miantso ah fona iz d las mpinama be,taty aoriana nilaza iz fa tia ah,za ko lasa tia az nef zahay mbola ts nifankahita atramzao za eto Tana iz anF/tsoa .zahay nefa ,@zao las tena otriren hoe mpivady ireny fhfa miresaka@phon na andro na alina,d zao reto a! mataotra za fa sao efa manambady iz,nefa za tena lasa tia az d in no ataoko mba mangataka toro-hevitra ry zareo mba vnalio
novalian'i manou2015 ny 26/11/2015 12:42
2. Maningana ( 26/03/2015 06:15)
Ref nifankazatra an tel sy nifakafantatra t@ alalan io nareo dia karakarao ny FIHAONANA MIVANTANA, mila mailo ihany anefa zany oe mila manamboatra ny fo sy ny saina dieny mialoha fa tsy fantatra izay zav-hiseho, sao dia efa manambady araka ny fanahianao, sanatriavina moa izany fa raha tsy izay dia tohizo any @ dingana manaraka e, mirary soa ô dia mahereza

miary15 fitia:

slt dhlo a! vehivavy za!mis ol1 zay mlaza fa tia ah,miantso ah fona iz d las mpinama be,taty aoriana nilaza iz fa tia ah,za ko lasa tia az nef zahay mbola ts nifankahita atramzao za eto Tana iz anF/tsoa .zahay nefa ,@zao las tena otriren hoe mpivady ireny fhfa miresaka@phon na andro na alina,d zao reto a! mataotra za fa sao efa manambady iz,nefa za tena lasa tia az d in no ataoko mba mangataka toro-hevitra ry zareo mba vnalio
3. booboo ( 26/03/2015 13:18)
Ny atao ve ? midina eto an-tany @ zay.
4. ralijaonas ( 29/03/2015 16:14)

Nisy olona efa nitovy tanatra taminao fa noy nifankahita dia fahadisoam-panantenana lehibe no zavatra nitranga .Tandremo fotsiny sao olona manipulateur sy be lainga ,manafina ny rehetra ,dia ianao no ataony fanadian'andro sy potehina eo .Fakafakao tsara daholo ,di a ny irina mba tsy ho tojo an'ny ratsy ianao .Ny olona mbola tsy hita tava na nifanerasera ,sarotra be mantsy raha resaka internet sy phone fotsiny satria samy manana ny lazainy.Bon courage !
5. Strong3 ( 30/03/2015 08:27)
:-) ... fa maninona raha mba mifandefa sary na manao skype ôh

de hita eo ny tanany, ny tongony , ny vavany sns...

manay za amin'ilay vazivazy ao amin'ny fb ao , hoe kay olona hafa be no niseho.

ity elanelan-tany koa amin'io de eeh, tsy misy projet mihitsy ve nareo hoe hiaona na hivady na hisipa? fa dia mifandany credit fotsiny ao
6. tiris8786 ( 30/04/2015 16:36)
ha ha ha. marina tokoa izany. asaivo mba mandefa sary aloha farafaharatsiny ahafahanao manindry koa hoe mbola mitombona ve ilay fitiavanao rehefa hitanao hoe manao ahoana izy. afaka ataonao koa ilay jerena any tampoka raha azonao ny adiresiny ahitanao an'ilay hoe miasa aiza ary manao inona ary manambady ve sa tena sérieux. aza maimaika miroboka na izany aza fa mbola tsy hitanao ny tsinaimaintiny.
7. TenWords ( 30/09/2015 09:12)
betsaka ny tsy mahafantatra ny tsiambaratelon'ny fiainana, na io fiainan'olon-droa na io ny fiainana ankapobeny...
Eto moa ny resaka dia fiainan'olon-droa sy fifaneraserAna... i Miary15fitia dia tahaka izany anarana entiny izany E! mitady fitia fa tsy fantatra hoe 15 ve ilay fitia tadiavina sa niveau ilay 15/20 ..vazivazy eny foana E!
Ny vehivavy dia tsy mila mahita tava izany vao ho taitram-pitiavana, tsy miankina @ beaugossitE io na ny endrika raitra fa teny ihany no maharoboka azy ( jereo i Eva fa bibilava no miresaka aminy kanefa dia taitra sy tena roboka izy) \
saingy eto dia manafatra an'i Miary15fitia ihany fa tsy normal izany hoe tia anao izany ilay lehilahy satria izy tokoa ary tsy mahita anao akory ( Ny an'ny lehilahy kosa inday dia maso no miasa rehefa resaka fitiavana, saingy diso ihany koa io rehefa tena fiainana no tadiavina fa tsy rendrarendra sy korontana no fiafarAny)
Teny diso zany ilay lazainy aminao hoe "tiany ianao" ... raha ny baiboly no jerEna sy inoana dia didin'ny Mpahary hitia izay vady omeny azy ny lehilahy fa tsy efa tia mialoha ny vady sahaza azy izany, aiza no misy hoe efa tia olona iray ianao dia mbola tenEnina hoe : "Hianareo lehilahy tiava ny vadinareo,dia tahaka ny nitiavan'i Kristy ny fiangonana/ Efes 5:25 ...tsy logique izany fa misy hevitry ny mpahAry tsy takatsika ao: tsy voatery izay tiantsika eto ivelany no vady sahAza omanin'ny Mpahary ho antsika fa io attirance physique io dia instinct mamitaka ihany ka mahamaro ny olan'ireo mpivady aty aoriana: vakio ny Proverbes 31:30
8. manou2015 ( 26/11/2015 12:42)
somary efa ela ilay sujet fa manana olana mitovy tsisy valaka @tompona sujet ny tenako !!!!tena tia ary tafalatsaka tanteraka am'io lhl iray io izaho , ny sariny efa itako, ny momba azy efa fantatro , fa ny fihonana sisa no mbola tsy natao fa mbola tsy vonona izaho!!!
mipetraka fona ilay doute oé so dia lainga daholo ireny tantarainy ahy ireny fa sao dia olona hafa mihintsy no hipoitra eo rehefa hiona !!! inona no tokony atao ??
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1304