point G

1. zokybe7 ( 24/03/2015 20:32)
Tsy mbola nahita ny point G mihitsy fa mba atoroy ry zalahy
novalian'i rhaj0 ny 06/04/2015 15:05
2. hery ( 25/03/2015 11:39)
Eo anelanelan'ny F (Femme) sy ny H (Homme) e :-)
3. zokybe7 ( 26/03/2015 18:12)
merci ra hery a ! fa mba omeo valiteny matotra
4. rhaj0 ( 02/04/2015 16:03)
raha ny fahazoako azy, dia tsisy izany hoe "point G", manana abcisse sy coordonnee miolotra @ origin (0,0) izany.. Raha izay no eritreretinao dia ho very ianao fa tsy ahita.

Fa raha mbola ny fazahoako azy ihany, dia ny tissu sy izay chair ao anaty ao no lasa sensitive. Dia io arakaraky ny olona io, sy izay situation ao, hoe aiza ary oviana no sensitive. Sahala rahefa mifampisafosafo nareo dia ny sasany ny sofiny mampangoritsina, ny an'ny sasany ny orony.. ny sasany rahefa tafagoritsina ny tenda izay vao mangoritsina ny helika.. na hotrhotr'izany :-)

Fa ny paika izany dia ny ampa-sensitive manja ny tissu/chair ao ee... dia ataovy tsara karakara foana fotsiny fa mety tafagoritsina ihany izy ao e.. ka ilay ianao nitady (tsy misy) io ambony io koa anie mety efa mampanao izay maha-sensisitive ny ao ianao, na koa lasa tafakitika ilay sensitive... andrakandramo ao foana dia zahavo akaiky ao fa tsy ho voakitikao ao ihany ve @ farany e...
5. rhaj0 ( 06/04/2015 15:05)
entre-pa fa trandremo sao kosikosehanao maina ao ilay izy an.. io mantsy hotry ny ianao dangitra ihany ka tsy manja raha kosehina maina sy mbola tsy velona koa... F'efa noresahina lavabe tatsy ity
http://forum.serasera.org/forum/message/m54ae5931581db

fa dia ... mazotoa sy mahita soa sy fahafinaretana ao eee
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.174