Tia tanindrazana mahay sy te hampandroso, voavono indray

1. saho ( 16/03/2015 15:30)
Araho tsara ry zalahy ny fandehan ny raharaha toekarena any amintsika fa dia lasibatra indray ity lehilahy Malagasy atao hoe Andry Rakotovao

Izany foana no zavamiseho any Mada any, vonoina foana izay te hanatsara sy hanandratra ny momba ny toekarena Gasikara any, dia hiseho foana ve ity seho fatin olona vonoina ity

Mandriampiadanana enao ry lehilahy nampiseho sy vonona nametraka tantara, miara ory amin ny fianakavianao sy ny manodidina anao ny malagasy mahatsiaro fa nisy anao ary te ho toa anao

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.355