inona ny fanalana "Tartes" na ireny "plaques" miraikitra @nify ireny!

1. NiainaRalay ( 04/03/2015 11:34)
inona ry zareo no toro-hevitra tsara fanadiovana nify, ilay misy "plaques" na "tartes" fotsifotsy miraikitra ireny, na koa mavomavo, ankoatra ny fanaovana "Détartrage"!
Misaotra nareo
novalian'i booboo ny 04/03/2015 15:34
2. booboo ( 04/03/2015 15:34)
In-dray isaka ny volana asiana bicarbonate de sodium kely fanampin'ny dentifrice fampiasa. ????. ( manala pesticides @ zava-maitso hanina koa io rehefa aloha vetika sy sasana @rano misy an'io ny salady sns ).
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0835