Iza ary no hatao Filoham-pirenena raha ahongana ireo jiolahy ireo ?

1. rabaradaka ( 04/03/2015 11:34)
Mba iza no hasolo an'i Hery sy ny forongony fa tsy mila TGV nivadika ho HVM ny vahoaka malagasy
2. vazivazo ( 09/03/2015 07:48)
zah mahita olona anakiray hitako hoe mety atao filoha-pirenena satria izy io mahita ny fizotran'ny zavatra rehetra ao @ fitondrana ao: INGAHY rabaradaka, TENA OK RAH IANAO NO EO AMINLAY TOERANA io an

rabaradaka:

Mba iza no hasolo an'i Hery sy ny forongony fa tsy mila TGV nivadika ho HVM ny vahoaka malagasy
3. 5laody ( 28/03/2015 12:00)

vazivazo:

INGAHY rabaradaka


+1
4. rhaj0 ( 20/04/2015 20:13)
Mety tsy ho revinao ny valin-teniko, fa ny ahy ny reviko dia I Ra8.

Mba ilazana @ frantsay (fotsiny) hoe, TSY anareo intsony Mada
5. rabaradaka ( 28/08/2015 08:49)
Mba tsy RABARADAKA kosa e ! Raha nikasa hanao izany izy efa ela no teo saingy aleo izahay aty ambanivolo aty ihany !
Iza no hasolo an'i Hery ? Efa tokony hieritreritra ihany isika e ! Efa tsy ho ela ange dia ho rava ity resaka ity e
6. joseph2015 ( 18/10/2015 19:04)
Zah aloha tsy nifidy anreo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1565