Ny PM Ravelonarivo mihitsy no manao kolikoly

1. rabaradaka ( 04/03/2015 11:27)
Ny Praiminisra Ravelonarivo mihitsy no manao risoriso ankehitriny satria ny havany sy ny akamany avy any Atsimo Atsinanana no terena ho staff ao anaty Ministera, tena tery vay manta mihitsy. Miangavy ny vahoaka tsy hanaiky intsony
novalian'i sero ny 05/03/2015 16:57
2. endriny ( 05/03/2015 04:51)
e, ny fampidirana Havana na namana hiarahana miasa ange ry namana tsy hoe kolikoly na risoriso e, fa fiarahamiasa izay.

Izay ilay atao hoe fitsinjovana ilay fihavanana dia mba samy tafita... Inona fotsiny kosa no maha mpihavana raha tsy izany? Sa ilay hoe hifamonjy fety sy fiandrasam-paty... fotsiny ve?
3. sahia ( 05/03/2015 11:53)
azo raisina amin'ny hevitra roa ilay fampidiran'ny PM ny havany io: 1)Mety tsy voatery hoe hanaovana kolikoly ny fametrahany ny havany eo na ny akamany fa aleo raisina @ ilay nolazain'i endriny tetsy ambony oe fihavanana e, 2) Mety tsy hahita olona azony hametrahan fitokisana ankoatr'ireo efa hainy ny toetra izy satria toa izay rehetra nandalo teo MAMENO PAOSY DAOLO ka raha hanendry olona tsy mbola fantatra hanahirana ihany sao vao maika mampivaralila ny firenena
Marihiko fa tsy dia tia resak politika mints zah fa @ fomba fijeriko io lazaiko io, sady tsy dia hitako h@ izao mihitsy koa izay tena mba zavatra tsara nentin'ity fitondrana amzao fotoana izao ity e, TOA TENA VARIANA MIADY SEZA FOTSINY RY ZALAHY MPITONDRA
4. sero ( 05/03/2015 16:57)
salut daholo ny azoko tenenina fotsiny dia izao na izaho na ianao na iza na iza no tonga eo dia tsy maintsy mameno paosy daholo fa ny mahasamihafa dia ny isany paosy fenona sy habehany paosy indrindra fa taoriany fahantrana tsy misy farany

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0863