You are here: home > Forum

Ho an'ireo mangataka mp3 ato amin'ny Radiovazogasy

Lohahevitra : Artista sy Hira
Fitohizan'ny hafatra : Ho an'ireo mangataka mp3 ato amin'ny Radiovazogasy
Valiny : 13
hery - 04/03/2015 11:37
Misy namana matetika mandefa hafatra aty amiko mangataka ny hira mp3 ao amin'ny Radiovazogasy. Matetika tsy voavaliko ireny hafatra ireny ka raha mety dia apetraho eto ambany izay hira angatahinareo (tsara raha tonga dia apetraka ny lien).
Valio ity hafatra ity dia apetraho eo ny hira.

Eto ihany aho izany no mamaly an'ireo izay mangataka hi-telecharger hira.

Fitsipika vitsivitsy:
- Ny hira vaovao tsy azo angatahina.
- Hira iray isan'olona no azo telecharger-na
- Raha te hahazo hira mihoatra ny 1 dia mila manome hira tsy ananan'ny RVG

http://forum.serasera.org/media/images/m/d1ca4b09e001849c55a21baacc746ffc.jpg
Valio | Miverina eny ambony
fidinirina - 09/03/2015 08:47
Miarahaba,

Izaho mba mitady an'ilay hiran'i Dama "kalakely" : tsy ilay ao @ youtube fa version original Dama.

Kalakely ato an-trano anie te hikopak'elatra a!
Te hisidina irery anie f'efa lava elatra a!
Izy te-handeha tsy navelany nandeha...(2)
handeha ho any a!

Misaotra mialoha an'izay manana
Valio | Miverina eny ambony
hery - 09/03/2015 10:19
Salama,

Raha hitanao ao amin'ny Radiovazogasy.com ilay izy dia teneno ahy dia omeko anao.
Izay ao ihany mantsy no ananako
Valio | Miverina eny ambony
marindra - 03/05/2015 19:54
ito zao no angatahiko ry hery

http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/4228
Valio | Miverina eny ambony
Riordan - 02/06/2015 18:10
Manahoana e! Mba mangataka ito hira ito azafady dia misaotra mialoha

http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/8397
Valio | Miverina eny ambony
Riordan - 11/06/2015 15:39

hery
Salama,

Raha hitanao ao amin'ny Radiovazogasy.com ilay izy dia teneno ahy dia omeko anao.
Izay ao ihany mantsy no ananako


Dia ahoana ny ahazoana ilay hira ry hery azafady?
Valio | Miverina eny ambony
rina geosther - 26/08/2015 07:34
Miarahaba o! mba mangataka an le hira an Tineh enga anie za. Hitako ao anaty hira ao izy fa tsiaiko ny maka an le lien. le tineh rery fa tsy le misy keveen.mankasitraka o
Valio | Miverina eny ambony
rina geosther - 26/08/2015 07:39
Miarahaba o! mba mangataka an le hira an Tineh enga anie za. mankasitraka o

http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/4689
Valio | Miverina eny ambony
hery - 28/08/2015 10:28
http://studio3.radiovazogasy.com:10800/downloads/hira/get/4689.mp3
rina geosther
Miarahaba o! mba mangataka an le hira an Tineh enga anie za. mankasitraka o

http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/4689
Valio | Miverina eny ambony
Majheik - 08/03/2016 11:42
Mankalaza!Zah koa mba mangataka an'io hiran'i Tineh enga anie io azafady e

http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/4689
Valio | Miverina eny ambony
bean.twerk - 06/11/2017 16:11
Miarahaba o!!

Mba mangataka ny original an'ilay hira "fikasana" an'i Nirina sy Liva iny azafady.

Misaotra tompoko.
Valio | Miverina eny ambony
bean.twerk - 06/11/2017 16:15
Miarahaba antsika rehetra o!!

Mba mangataka an'ilay hira original an'i Liva sy Nirina hoe "fikasana" iny azafady ho an'izay manana.

Misaotra tompoko.
Valio | Miverina eny ambony
tahman - 11/04/2019 13:07
Miarahaba tompoko,
mangataka hiran'i Raindimby tompoko, "Miera" no lohateny
indro ny lien : http://radiovazogasy.com/radio/hira/asehoy/1315

Misaotra mialoha
Valio | Miverina eny ambony