Nanahoana i Nana Mouskouri?

1. hery ( 02/03/2015 17:54)
Mba nanao ahoana ihany ilay fampisehoana Nana Mouskouri teny Ivato tamin'ny alahady? Nahazo olona betsaka ve?
novalian'i maholisoa ny 19/08/2015 12:00
2. maholisoa ( 19/08/2015 12:00)
Na dia efa ela be aza, valiako ihany.
Tiako loatra ilay izy nihira atamin'ny teny gasy ani "tsy hay adinoina" hiran'i gilles ramaroson.
Mandehandeha any amin'ny youtube any.



hery:

Mba nanao ahoana ihany ilay fampisehoana Nana Mouskouri teny Ivato tamin'ny alahady? Nahazo olona betsaka ve?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2377