Kapoka ataon'Atra hono ity tondradrano ity, fa mbola tsy nisy tondradrano toa izao teto Madagasikara

1. endriny ( 27/02/2015 15:56)
Dia ny tena no menatra... saingy mba mipetraka amin'ny toerana ambony indray mantsy a...

Ilay Atra inoany aza efa miteny hoe: "tsy hanisy safo-drano hamazaina intsony... " Raha nisy ilay safodrano a..

Fa ny mpanao politika mihintsy no tsy mijery sy mitsinjo ny loza mety hitranga... Efa tamin'ny taona 1991 no efa nahitana fahasimbana ny fefiloha. Saingy nanomboka teo moa dia variana amin'ny adilahy politika fotsiny ny mpitondra fa tsy mba nijery izay fiarovana maharitra ny Tanana.

Ny sasany aza namela mamalalaka ny fanotorana ny toerana iva tokony iangonan'ny rano indray no nataony.

Ka tsy misy idiran'Atra kosa angamba ho'a ilay tondradrano, fa isika no te hanorina fonenana tamin'ny toerana iva sy tsy voaaro tsara...
novalian'i endriny ny 05/03/2015 05:47
2. rhaj0 ( 27/02/2015 16:32)
Ka ny changement climatique anie ka (good) plan of God e...

ka dia ho an'ny Kristiana dia ... "mionona" e... Fantany ny (tokony) ataoNY...

Fa ho an'izay mba hotrhotrz'izany, dia raiso ny saina, dia saino ny tanana, dia ataovy izay mety...
3. endriny ( 28/02/2015 07:22)
Dia aleo aloha mangina izany, miandry rano ritra dia misaka trondro...
4. sitlo ( 28/02/2015 22:04)
Any an-danitra tsisy tondra-drano fa manatera rakitra sy asaivo baikon'ny FFKM fotsiny izay hitondra dia milay. Mbola eo koa ny vazaha hampindram-bola sy hamonjy. Dia izay mbola matanjatanjaka afaka miasa dia afaka mikarama varimasaka any amin'ny Pere Pedro fa ampanofainy mora ny trano namboarinao.
5. endriny ( 02/03/2015 04:37)
sitlo:

Dia izay mbola matanjatanjaka afaka miasa dia afaka mikarama varimasaka any amin'ny Pere Pedro fa ampanofainy mora ny trano namboarinao.


Atao ahoana ry namana fa izy aza mba nahavita an'ireny a...
Fa taybe aloha ilay mikapo-bato manomboka maraina ka hatramin'ny hariva eny e...
6. Strong3 ( 02/03/2015 06:40)
tsy hitan'ny lalimanga io na masiso aza eh...

oz le olona hendry izay " aza mijery midina rehefa tsy manan-katolotra..."
7. endriny ( 02/03/2015 13:33)

Strong3:

oz le olona hendry izay " aza mijery midina rehefa tsy manan-katolotra..."

Ny an'ilay mpanaty rakitra io... ahahahaha
8. Strong3 ( 03/03/2015 09:09)
ndrekaky ôh! ... tsy mba misy olona hendry nga eny amin'ny fiarahamonina eny fa dia ahilaka amin'ny mpanaty rakitra foana izy ity?
tena voadona mafy tao ampiangonana tao mihitsy le ranamana ity marina hahahaha....
9. endriny ( 03/03/2015 15:09)
Rehefa mandalo ny mpanaty rakitra dia mody miodrika ny olona tsy manana atolotra, fa menetra dia oz le olona hendry (mijoro eny amin'ny alitara) izay " aza mijery midina rehefa tsy manan-katolotra..."

Hany ka taty aoriana mivoaka ny olona alohan'ny anaovana rakitra, mody mitondra ny zanany mipipy... (Mety tsara ka)
10. endriny ( 05/03/2015 05:47)
Ry Atra o... Fa angaha tsy tadidinao ilay kozy hoe tsy hanafotra rano anay intsony ianao. sa hoe efa kozy taloha be iny fa efa nisy accord de cooperation vaovao.

Dia raha mba nisy izany dia mba andefaso photocopie aho aza fady...

Ry Atra o... mino aho fa tsy hanova ireo rano ireo ho petrol ianao fa lasa mirehitra daholo ny tananay...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3897