rendrika i antananarivo

1. bazylou ( 27/02/2015 05:00)
mananontanona indray rey olona ny najo an'i Antananarivo tamin'ny 1959 a.

Besarety diboky ny rano
andekaleka feno atsanga , miverina i delestazy
tanjombato sy ny rn7 dibo drano, na ny tatezana aza tsy hita intsony
sabnam tsy misy lalana

rano
rano
rano sy orana no ady eo izao eee

amin'ny avril na mai akory aza vao hijanona ny orana ,
mbola misy cyclone 1 hoavy koa hoee

beuuurrk
novalian'i bazylou ny 28/03/2015 11:37
2. Strong3 ( 27/02/2015 05:59)
sos ..! RN7 ampitan'ny jumbo score tanjombato , efa voakasika ny arabe , mihotsaka ny sisin-dalana.
ho raharaha ny mahazo anay raha tapaka iny lalana iny ...
3. endriny ( 27/02/2015 17:04)
Tokony mba lakana bois de rose izao no anavotana an'ireo olona ireo.. ry bazylou a
4. bazylou ( 14/03/2015 05:29)

ka ny andramena aza ity manjavona hoazy kooo.

beuurrk
5. Strong3 ( 16/03/2015 07:13)
ataoko kitay ireny raha za ny any anaty ala any

firy taomaty tsy hay hoe inn ireny... hazo kely ireny dia tsy voasakan'ny garde côte , buerk marina
6. bazylou ( 28/03/2015 11:37)
o ry baina, le gasy anie ka tsy manana sambo sy fitaovana fa lakam bezo no iarovana sisin dranomasina raha misy e, le fatina sambo nomen'ny frantsay iry izao efa godraka tanteraka, .
Tsy misy miaro izany ny sisin dranomasina nasous marin 5000 aza no hoavy eo dia tafiditra.

beeeuurrk
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.095