TOKONY MBA HAMORONA ZAVATRA NATORALY NY OLOMBELONA raha MIAKANY FA TSY MISY Andriamanitra MPAMORONA, fa tsy ARTIFISIALY FOANA NO mba vita

1. Strong3 ( 23/02/2015 10:23)
MINDRANA NY VOKATRA NATORALY NY SIANSA mba hanamboarana zava-baovao izay ARTIFISIALY

Hatramin'ny taovan'olombelona aza dia efa vita artifisialy ankehitriny ... raha lany tokoa moa izany ny natiora de inona no mety hitranga...

manezakezaka ery ny firenena mandroso , mibodo ny tany mahatra; mbola feno natiora ... ka lazaina fa VALAN-JAVA-BOAHARY natioraly INTERNASIONALY hono i Madagasikara Tanindrazako.

Nga ireo "tsy mino ny Andriamanitrin'ny Baiboly" , tsy afaka mamorona natiora vaovao ? fa miantehitra izay fitan'ny tany aloha be tany... satria samy olona ihany na hoe singa kely nivadibadika no hampisy izao rehetra izao... vitan'ny maolékiola nivadibadika tsy nisy atidoha VE tsy ho vitan'ny mpianatrin'ny harvad kennedy school eh... :p sa ny mpikaroka etsy amin'ny anjery manotolo mba efa miketrika izany? :p toa mitaky tambikaramam-pikarohana be mako ry zareo ao !

novalian'i Strong3 ny 06/03/2015 12:25
2. Strong3 ( 23/02/2015 11:40)






Nofiko hono ... mba hisy enjeniera hamerina ny tontolo natoraly. asa raha ho tanteraka izany.

3. Strong3 ( 23/02/2015 12:10)
Antananarivo taloha sy ankehitriny







4. Strong3 ( 23/02/2015 12:26)
izao i madagasika hifindran'ny firenena matanjaka aoriana kely... :p

Raha mba ny Ministère du tourisme no manana hotel be any isalo de maty any ireo hotelm-bahiny toa zary tompony tany.
... raovina no hiverina amin'izao ny renivohim-paritany? toa ny tany azia mahay mikoja ny tanana maintso.
TOKONY MBA HAMORONA TONTOLO VAOVAO hoa ireo injeniera malagasy...















5. Strong3 ( 23/02/2015 12:44)
toa izao no vita ny olombelona , mampihaiky ilay fahazaina, fa saingy mijanona ho artifisialy ihany... mbola miandry ilay tena mahay vokatra natoraly ihany aloha ny mpanao siansa fa asa rahoviana
A.tra hoa hono toa tsy mamorona intsony, ka asa na iza ilay Atrin'ny siansa?



6. rhaj0 ( 23/02/2015 12:57)
hotry ny confus izany ianao ranamana.. raha ny fahitako azy (tsy misorona) dia, tsapatsapanao ihany ny @ Siansa sy ny zava-misy (realite), f'izany hoe... mafibe iilay conditionnement-nao ao anaty "finoana", ka dia hotry ny hoe, rahefa "tsy misy azany ilay pensee majika miaraka @ A.tra", dia ahoana raha mba "misy ny pensee majika miaraka @ Siansa.."..\

Tsisy "pensee majika" re eo fa cheminement lavabe no misy ee.. efa lava ny lalana nodiavina, ary mbola ho lava koa ny lalana ho diavina... dia ho hita eo izany rehetra izany rahampitso..
7. Strong3 ( 23/02/2015 13:34)
koy... miandala koa ny siansa raha miandalana ny filozofa.

ianao ihany no mahita azy hoe azo antenaina ny siansa na tsia kou... natiora hiova artifisialy dia avereno natiora.

Atra aloha atovy toa ny tsy misy dia miandry ny fahaizan-drazanak'olombelona eto ... ny rahampitso efa akaiky raha teo; toa indray mipi-maso izay dia tonga , fa asa na ho toa izay lazain'ny Baiboly ihany hoe : "iray andro amin'Atra , arivo taona amin'ny olombelona"

fa ny iray andro amin'ny siansa firy andro amin'ny natiora eh?
8. Strong3 ( 23/02/2015 13:44)
mahay hoa ny siansa fa mamorona artifisialy ary miteraka éfé saingondéra no olana...

sa sarotra be ilay maminavina ny ahatongavana amin'izany hoe natiora vaovao izany?
9. rhaj0 ( 23/02/2015 13:54)
Efa hoe aza mihevitra ho (efa) misy ny "fanaperana" (parfait)... ny conditionnement nahazo anao tao @ finoana no mampihevitra anao an'izany.

Tsisy re ny fanaperana (parfaititude) ee... ny siansa dia "work in progress"
10. endriny ( 24/02/2015 04:37)

Strong3:

mahay hoa ny siansa fa mamorona artifisialy ary miteraka éfé saingondéra no olana...

sa sarotra be ilay maminavina ny ahatongavana amin'izany hoe natiora vaovao izany?


Dia tena sadaikatra ihany aho ry namana ny miteny anao sy mamerina fa tena tsy haiko hoe taiza ianao no lehibe: aza fady raha manontany izany...

1) indray andro dia hoy ianao hoe: 12 ora ihany no 12 ora fa tsy marina izany hoe rehefa ririnina dia miha fohy ny andro.
2) avy taiza ny Atoma
3) lazainao fa 82 moa sa 85 % ny Malagasy dia Kristianina hoy ny wikipedia hoy ianao.
4) ity indray dia hoe ny siansa tsy mahavita zavatra natioraly

Tsy mbola nahita mpivarotra voninkazo angaha ianao? Sa tsy mbola nahita mpamboly na mpiompy ka tsy mahalala ny voninkazo double sy ny maroloko ary safiotra sy ny zafindraony ary ny Manjaniboina.

Fa hono tokoa ho'a ry Strong3: Inona kay moa ny taranja ianarana raha te ho tonga mpitandrina fa ohatran'ny mba liana aho a?
11. endriny ( 24/02/2015 05:49)
Saika hiteny taminao aho hoe: " raha izay ilay hevitrao dia ario any anaty fako ilay baiboly fa artifisialy be iny, sady ny ranomainty nanaovana printy an'iny poizina, ny dinty nandraiketana azy misy asetaonina... Ka sao ianao ho voan'ny omamiadana amin'iny"

Dia mba ajanona oa ilay serasera fa artifisialy be ilay finday sy kaompitera...
12. Strong3 ( 24/02/2015 06:00)
Dia gaga aho ...
sao mba adihevitra diso mifotetaka lohatra kosa ny anao ra namana "endriny" ?

izany ve no fandraisanao ny hevidehiben'ity resako ity? mahonena ahy ianao...
__ hoy ianao hoe taiza za no lehibe? fa raha averiko aminao io fanotanianao io dia mba ahoana hoy ny fisainanao?
13. endriny ( 24/02/2015 07:37)
Izany ve... Mirefarefa ve? Ka ilay fomba fijerinao moa ve miakatra sa miakatra sy midina? Toa tsy misy hitanao af tsy ny lafiratsiny mantsy. Ka tokony arinao ny baiboly fa artifisialy?

Ny zavatra ampiasainao rehetra fiara, sns artifisialy... Dia harary an-doha eo ianao.
14. Strong3 ( 24/02/2015 11:16)

Strong3:

toa izao no vita ny olombelona , mampihaiky ilay fahazaina, fa saingy mijanona ho artifisialy ihany... mbola miandry ilay tena mahay vokatra natoraly ihany aloha ny mpanao siansa fa asa rahoviana
A.tra hoa hono toa tsy mamorona intsony, ka asa na iza ilay Atrin'ny siansa?






miresaka lafiratsy sa lafitsara izao amin'i "endriny" ?
... izy io ange afaka atao resaka mandany andro sy tsy misy dikany raha izay no mahafalifaly ny fonao eh! saingy tsy ho isany ny tenanay amin'izay :-) mahonena hoa raha toa izany angamba.
15. endriny ( 24/02/2015 15:31)
Tsy hitanao ve ho'a ilay voninkazo double eny an-tsena? sa ilay voninkazo plastika ihany no hainao hoe nataon'ny olona?

Ny olona ankehitriny dia efa mahavita valviola afaka apetraka amin'ny fo, vita amin'ny hozatra sy nofo ary mitempo ihany koa... fa ianao moa miondrika amin'ity boky tonta artifisialy be ity ka tsy mahita izany angamba...
16. booboo ( 24/02/2015 20:30)
Mamaky an'ity dinika ity aho dia lasa ny eritreritra hoe loza be raha negatif tahaka an'i Strong3 aby ny kristiana. Hitsio za raha diso fa sahala @ mametra ny raha marobe ahafahanY miasa....
17. Strong3 ( 25/02/2015 07:32)
Negativisma ve no fahitanao ny resako koa ry booboo?... dia gaga ny tenanay amin'izany
__ tena henja ny mampita hevitra aminareo ka
ny loha hevitra eto dia hoe : "TOKONY MBA HAMORONA ZAVATRA NATORALY NY OLOMBELONA raha MIAKANY FA TSY MISY Andriamanitra MPAMORONA, fa tsy ARTIFISIALY FOANA NO mba vita"

inona no signe négatif amin'io? ... tsy fikitihana ny hambo-pon'ny siantifika hamorona tsaratsra kokoa noho izay efa vitany ve izany, indrindra amin'ny filazana hoe : tsy misy Atra mpamorona fa angano izany.
ka raha tena angano ny Baiboly, nahoana no tsy ho vitan'ny olombelona manana saina tia karokaroka ny hiditra amin'ny famoronana zavatra natoraly?

kritika pozitifa amiko no ataoko fa tsy negatifa ...
Ary io no ilazako foana hoe : athée amatéra ianareo eto fa tsy tena athée na tena siantifika .. ny olona mandroso dia mandray ny kritika ho fitaovana enty manatsara ny asany ... fa tsy hiemorana na hakarary fo
ny sasany izany moa dia mampiady karajia fotsiny fa tsy misy raha manjary anaty babakinany ao... animation fotsiny no betsaka __ raha modo izy dia lazaiko hoe mahazo karama hanetsiketsika ity serasera ity fotsiny. izany hoe ilay débat eto koa moa tsy misy régléma ka samy manao izay sahi-patany daholo
izany no anasako an'i rhaj0 sy ry gasy1izay hiditra ao amin'ny fb, "groupe fandalinana..." any raha tena hanao défi , indrindra ny kapasité-anao tena mety any tsara ___ mialatsiny amin'izay tsy voatonona fa rehefa manao zavatra izany mba misy tanjona fa tsy olona lany atao akory isika ka hifanasa vangy toa manao resaka alika hafahafa izany ny sasany, Na toa inona aza fifankahalana ara-kevitra , amiko ny fahendrena mahaolona tokony mba hipetraka ihany...
18. rhaj0 ( 25/02/2015 11:21)
[size=10]HS. (izaho tsy mi-fb ry Strong3 fa vieux jeu a... sady tsy mahazo mi-fb ato ampiasana)[/size]
Strong3:
Ary io no ilazako foana hoe : athée amatéra ianareo eto fa tsy tena athée..
Athee amatera.. kristiana mpanara-drenirano .. taraiky.. tsy tena izy ..
"Taraiky" daholo ireo kristiana sandoka sy ny tsy-mpino, fa izaho Ibaotsimivily irery no izylay..
19. Strong3 ( 25/02/2015 13:07)
mdr... dézolé zany raha tsy manao fb ianao!

tsy misy izylay fa miezaka ... ny hilay daholo matoa manitatra fahalalana
20. vahiny2004 ( 25/02/2015 13:16)
booboo:

Mamaky an'ity dinika ity aho dia lasa ny eritreritra hoe loza be raha negatif tahaka an'i Strong3 aby ny kristiana. Hitsio za raha diso fa sahala @ mametra ny raha marobe ahafahanY miasa....


izaho indray manao hoe ilay teny malagasy no tsy voafehin-tsika : na tsy mahay manazava i Strong3 na tsy mahazo izay tian'i Strong3 lazaina isika :

Si l'humain ne peut pas créer / inventer des choses naturelles, il ne devra pas dire que Dieu n'existe pas.

Io voalazako io ve no tianao lazaina ry Strong3 ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.5523