ho ela velona i tgv

1. bazylou ( 20/02/2015 11:34)
izahay dia manohana an'i tgv ary maneho fankasitrahana ny fialany ny fampihavanana ataon'ny ffkm.

Satria mazava sy hita maso tsara fa fampiesonana io fampihavanana io.
Mbola bestaka ny miseho milay amin'izy 4 ambiny.

Olona 2 izany sisa noanatin'ilay fampihavanana dia i rajao sy le8.
Ny ambiny nipitika daholo.

hoela velona i tgv
2. rabaradaka ( 20/02/2015 11:44)
ahoana no hampihavanana olona namotika firenena toa an"i Rajoelina ? Aleo izy hiala any fa tsy ilaina, tsy olom-boafidy koa ange izy fa naka an-keriny fitondrana e ? Mba sokafy tsara ny maso rey olona a
3. bazylou ( 25/02/2015 05:25)

o y baradaka a, milay ary tsara lavitra noho izy efatra ambiny ny fahatsora po an'i tgv na lazainao ary fa tsy voafidim bahoaka izy.

4. hafahafa ( 25/02/2015 06:01)

bazylou:


o y baradaka a, milay ary tsara lavitra noho izy efatra ambiny ny fahatsora po an'i tgv na lazainao ary fa tsy voafidim bahoaka izy.



Ie milay be lery aminy fanaovana sorona ny vahoaka ko,
Ray amandreny na zoky na akama toy inona koa no tsy iteny fa manajabaka, efa fatatra oe faritra mena ve d mbola ndana ndana iany?
Na iza na iza samy nanao ny tsy mety fa ny zavabita no tokony nojerana.
Ny asa vita no ifampitsarana oz ny akama taloha.
Aleo Pedro reny no vahiny nefa mamonjy ny gasy tsy manana, hi3
Ringana ny bois de rose sy harena sarobidy, nefa toa tsy misy ampahany anamboarana lalana,
ny lalana mo tsy azo ohanina ary tsy mampandroso d tsy itany olona ny ezaky ny teo aloha. Akory ato zao? Mahafinaritra be izy zao, hi3
5. bazylou ( 26/02/2015 11:22)
Aleonay ry baina tgv mivarotra bois de rose nefa mahazo hopitaly, campus univerisitaire,..... toa izay olona mpanao ronono an tavy dia lerany mbamin'ny taninao a.

Azavaiko i se. TSy tgv anie no nitarika ny teny ambhitsorohitra e. ny olona no nentanin'ny fony ho eny.
TSy nisy tgv teny ambohitsorohitra.

Izay sahy tongava manao e.

tgv ihany no ady eo
6. hafahafa ( 26/02/2015 11:54)

bazylou:

Aleonay ry baina tgv mivarotra bois de rose nefa mahazo hopitaly, campus univerisitaire,..... toa izay olona mpanao ronono an tavy dia lerany mbamin'ny taninao a.

Azavaiko i se. TSy tgv anie no nitarika ny teny ambhitsorohitra e. ny olona no nentanin'ny fony ho eny.
TSy nisy tgv teny ambohitsorohitra.

Izay sahy tongava manao e.

tgv ihany no ady eo

Izay nafafy iany ko no onjinjaina eo, hi3
7. andry 1000 ( 18/04/2015 04:13)
ratsy rangahy zany manongam-mpanjakana zany a!! 'zao ny vahoaka gasy mijaly fotsiny, hopitaly zara raha misy dokotera sy fitaovana ve, mapme be le rangah io!!! tsy mieritreritra ny ho avy fa ny anio ny ihany. Ny ronono nie sakafo mahavelona e! be otrik'aina, ary ny lalana lalan-drĂ  ho an'ny firenena!! bois de rose notapahinareo sy nahondrana miaro ny tany sy harena ho an'i MADAGASIKARA e! sa nareo koa nihinana tao de miaro be
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2107