You are here: home > Forum

Tamberina/ Fahatsiarovana ny fahiny

Lohahevitra : Tsetsatsetsa tsy aritra
Fitohizan'ny hafatra : Tamberina/ Fahatsiarovana ny fahiny
Valiny : 1
hafahafa - 20/02/2015 07:47
Miarahaba antsika rehetra ndray e!
Iza no afaka mba mitantara kely ireo toerana fiarahana taminy olon-tiany taloha?
Aiza no tena mba tinareo na mahavantana anareo rehefa mandeha?
Inona no mety mba nahasorena anareo tamin'izany ary inona no zavatra tena tinareo niarahana na nataony olon-tiana.
Manasa antsika handray anjara daholo.
Valio | Miverina eny ambony
Maningana - 11/03/2015 07:56
Mba ento aloha ny tantaranao dia manaraka ihany ny an'izay liana aminilay lohahevitra narosonao eeee, sa oe hafahafa izany???
Valio | Miverina eny ambony