Ireo tena tia tanindrazana miaro ny toekarena malagasy

1. saho ( 19/02/2015 16:45)
resaka asa fanatsarana sy fampandrosoana hatrany, mitohy foana ary misy koa ny mpanakana sy mpanao tsatoka tsy hahavitana izany

raha mitohy izao zavamisy any Gasikara izao, dia tsy mba hisy mihitsy izany hoe kintana mamirapiratra hitranga, iza no maniraka na manakarama ireo jiolahy mpamono olona etsy sy eroa, ohatrany tany tsy misy fanjakana any Gasikara

Mitandrema ihany ireo olona manana hery fo te hampandroso an ity tanindrazana Malagasy ity fa tapaka lalana raha tsy ampy tsara ny sarona aina, mila sarona aina be dia be ankehitriny raha te hitondra traikefa fampandrosoana etsy sy eroa

Azo lazaina ho olomanga njay ity anaran olona voavono ity, efa niantomboka ny asany fa dia tapaka sy novonoin ny jiolahy hono izy io, mandria ampiadanana NATHALIE RASAMISON
Rehefa tsy maharaka ny sarona aina na ireo mpiambina aina misy na hoe BODYGUARD any Gasikara ankehitriny, dia tsy natao ho anao any...Kanefa aza adino koa JE SUIS MALAGASY, kanefa ohatrany tsiss valera io, satria ohatrany oloolompoana na matimaty foana ianao any
Mampalahelo ny zavamisy any Gasikara e! Indrisy fa ohatrany ny taona taloha tany Egypta tantara baiboly testamenta taloha.
novalian'i sitlo ny 20/02/2015 16:29
2. sitlo ( 20/02/2015 16:29)
Mba tantarao hoe e. Tena liana be mihitsy aho io.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2953