Ampio aho ry zavavy isany a

1. mpisotrtoaka ( 13/02/2015 05:09)
Inona no ataoko rah nirarahan'ny menaka sakafo ny patalohako !?
2. sahia ( 13/02/2015 06:30)

Fa sao dia tsy menaka lay niraraka aloha e? raha dizina nareo met hummm....
Sasao @ ranomafana rsé an, hosory savony eo @ lay faritra dia koseho tsara aveo, ok!

mpisotrtoaka:

Inona no ataoko rah nirarahan'ny menaka sakafo ny patalohako !?
3. booboo ( 13/02/2015 08:01)
Euh...vao maika miparitaka ilay tasina menaka raha avy dia sasana @ rano. Asiana talc na farine klou hifoka lay menaka zay vao sasana. Na osorana savony mitovy2 @ savon de Marseille dia asiana papiers absorbant maromaro dia pasohana @ fera mahamay, averina matetika mandra-paha afak'ilay tasy tanteraka. Fady ilay manisy sira fa mandoro ilay lamba indray aza ny sira.
4. mpisotrtoaka ( 04/03/2015 12:22)
Msaotra e ! Tena nibata vilany feno menaka koa angah hita e !
5. mirananirina ( 10/03/2015 17:19)
Raha eo no eo dia rano mafana be koa mety.
6. mpisotrtoaka ( 07/04/2015 10:55)
sôtra fa efa afaka e !
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.299