NANDAKA HATRAMIN'NY MPIANDRY TSATOKAZO

1. Strong3 ( 10/02/2015 08:54)
baolina izany ka baolina ...

_ vintana ve ?
_ fahaizana ve ?
_ fahavendranana ve ?
_ baolina afrikanina ve ?
novalian'i Strong3 ny 16/02/2015 08:41
2. 5laody ( 10/02/2015 14:41)
Baolina miady ireny ry akama a.
Ny spekta koa nidy sady nisy maty...
3. Strong3 ( 16/02/2015 08:41)
ny tsatokazo koa ka mba manao baolina hihihih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4798