Nisy namono tamin'ny fomba feno habibiana ilay mba Malagasy tanora mpisehatry ny lamaody.. dia ahoana ihany e

1. endriny ( 05/02/2015 17:56)
Dia mampahonena zareo... fa sady nesorina ny masony no nalaina ny atidohany.

Teo koa ilay Tovolahy novoin'ny zandary ...

Asa ihany hoy Bela izay
novalian'i booboo ny 06/02/2015 08:51
2. booboo ( 06/02/2015 08:51)
Nijery² tatsy an-drefan-trano tatsy koa no nahitako an'io vaovao io. Mampalahelo...tena mbola tanora loatra no lasa...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 2.0842