You are here: home > Forum

Poulet KFC

Lohahevitra : Sakafo
Fitohizan'ny hafatra : Poulet KFC
Valiny : 6
Fiffi - 02/02/2015 21:28
...ity misy fanaovana poulet KFC...

hummmm....io sipagasy an !

http://www.tillthecat.com/2013/03/ma-recette-de-poulet-facon-kfc/

http://forum.serasera.org/media/images/m/a8263257150c7ee288d246f208172745.png

...fa ny recette-ko dé zao: tsy mampiasa atody zah fa:

-manao pâte à beignet tsy matevina...en plus de ça , afangaro ny farine de riz+farine de blé

...dé arotsako anaty io pâte io aloha ny akoho vao hasosa anaty chapelure+corne flakes

dé hendasina...

bon app
Valio | Miverina eny ambony
mirananirina - 03/02/2015 19:44
Mbola manta io izany, merci an ny zanako tia kfc be .
Valio | Miverina eny ambony
booboo - 06/02/2015 10:16
Ohatra mieritreritra zà hoe tsy be menaka loatra ve io avy teo Fiffi ? sa ?
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 06/02/2015 14:22
lé chapelure be menaka fa ny anah nataoko tam lé farine de riz+farine de blé , ensuite nasiako an'lé corneflaks dé ampy....

booboo: n'empêche we tsy maintsy hajanona tsara eo ambonin'sopalin hanalana ny menaka...

lé corneflaks zara raha mitana menaka...anjamo nié an !

Mirananirina: yes ! mbola manta io....hafa be rehefa masaka...
Valio | Miverina eny ambony
sipagasy - 06/02/2015 20:06

Fiffi

tena mangata-^potoana lava aho fa mbola handramako akia izy io fa misaotra betsaka annn
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 08/02/2015 10:38
sipagasy: aingana be nié de vita io an ! miammm.....
Valio | Miverina eny ambony
Fiffi - 08/02/2015 10:39
par contre marinéna aloha ny poulet an....dé aza hadino manisy sakay poudre am lé chapelure
Valio | Miverina eny ambony