Tamberina: Tany ampianarana fahiny

1. hafahafa ( 02/02/2015 11:05)
Miarahaba antsika rehetra ndray e!
Mahafinaritra b lay tsiaro talo fony mbola tany ampianarana e!
Ndao ndray hifampizara ireo tsara sy ratsy nolalovana talo tany ampenarana e!
Manasa antsika rehetra handray anjara
novalian'i Hasnfan ny 10/09/2015 09:59
2. mirananirina ( 03/02/2015 18:47)
Be loatra ilay izy koa tsy tadidy intsony, ny ratsy tadidiko dia isaky ny miditra ny prof d'Anglais dia manoaka foana aho. Akoatra izay tsara daholo.
3. ora ( 17/02/2015 06:55)
ny an'i hafahafa zao inona no tena nisongadina? enw mants no mpitarika ny resaka eto dia mba atolory aloha izay tsaroanao e,
ny ahy zao ny kiraron'ilay prof physique vazaha izay tsy nitovy no nanaovany, f ngamba maika be izy t@ fiomanana, ny ilany marron dia ny ilany maintsy hahahhaha, soa ihany fa mandeha fiara foana izy fa raha mandeh an-tongotra dia nihomehezan'ny olona oe kay misy vazaha Rabeminahy koa
4. lisy_01 ( 19/02/2015 21:03)
Sali daholo e,
nena zao ny tena tadidiko de t@ classe de seconde de nanadina lesona lay proffe histo-geo de lay zipony nivadika anatiny lasa ivelany no notenenina fa tsy ny tena valin'ny kestion napetrany.
5. sitlo ( 19/02/2015 22:33)
Ilay jorery maneno be ao an-tokotany no tena tadidiko.
6. hafahafa ( 20/02/2015 06:15)
Za zao d zao mitsiny vao tena mahatsiaro fa hay lay tany ampianarana no tena be aventure be, ny tontolony asa aitana iany fa tsy d misy fotoana oe tena azo anaovana aventure be intsony,

Mbola zaza ny tena tamin'izany ary tena miferin'aina mitsiny ny mahita an'ireo zoky efa kilasy ambony satria dia isaky ny mahita andry zala d ampitahoriny aminy bibilava d tena mitsoka fonafona,zao vao tonga saina oe kilalao bibilava otran'ireny ve d natahorako taloha! hi3

Nisy prof compta zay ndray dia tena mafinaritra ahy mitsiny, cool be izy io , fa indray andro izy nahatsikaritra fa misy mpianatra mitsikera anazy satria izy somary kelikely, fa tonga izy d niakatra teo ambony latabatra nanao miss kely mitsiny ary ny teny oe: Izao no bikako hoz izy 45kg 1M55 ka aona oz izy misy manakabara ve?
Nataotra daolo ny ankizy fa avy eo tsy andry zay ivoahana tao ampianarana iomehezana. Merci Prof nanome fampisehoana!

Fa ny tena nafinaritra d ref tsy misy prof d lasa mandend d tsy manatrika any le cour aoriany tsony fa mingitrika miaraka maka goavy daholo na ny lahy na ny vavy, miaraka manao course biskleta, manal'azy b.


7. andry 1000 ( 13/04/2015 06:08)
le misy sipa mba revena ao ampianarana nefa izy amin'io tsy miraharaha de tamin'izany nazoto ery andeha hianatra fa te ahita azy, na dia hianatra sabotsy sy alahady ary tsy maninona mihintsy hihi!!
8. matehotia981 ( 13/04/2015 06:23)
Ilay manao dômy rehefa tsy misy prôfy no tena tadidiko
9. Hasnfan ( 10/09/2015 09:59)
ny ahy zw ny tamberina rats tan ampianarana dia tratran'ny prof nifanoroka t@sipako nandritra ny cours,tsis fika fa toa dia nampiatsu RAR
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2813