FILATEX sy TV+

1. mpisotrtoaka ( 29/01/2015 04:33)
D nahoana loatra re no d dradradradraina am télé ts asiana hoe publi-réportage akory le resaka filatex ! Manasoa s manome asa izy manaiky aho fa tena asa faran'izay kely karama ! Alainy anefa ny tany d hanaovany trano tsara tarehy d tsy misy gasy na iray aza mipetraka ao satria lafo be ! Oay misy gasy ihany mantsy fa mitana baton miandry tanana manao combinaison manga antitra e ! Indrisy ry Madagasikarako !
novalian'i vazivazo ny 10/02/2015 07:00
2. vazivazo ( 10/02/2015 07:00)
mametra-panontaniana enw dia hoy aho mamaly oe SATRIA mahantra ny gasy dia jamba avy hatrany ny masony rehefa mahita ilay vola viravirain'ilay tompon'io Filatex io, dia modiany ampiesonina @ hoe omena asa nefa karama tsy mahavita inona akory, ny tiako ahatongavana dia NY TSINDRY HAZO LENA eto amintsika dia manjaka foana, hany ka tsy mety tafarina gasikara hatramin'izao.

mpisotrtoaka:

D nahoana loatra re no d dradradradraina am télé ts asiana hoe publi-réportage akory le resaka filatex ! Manasoa s manome asa izy manaiky aho fa tena asa faran'izay kely karama ! Alainy anefa ny tany d hanaovany trano tsara tarehy d tsy misy gasy na iray aza mipetraka ao satria lafo be ! Oay misy gasy ihany mantsy fa mitana baton miandry tanana manao combinaison manga antitra e ! Indrisy ry Madagasikarako !

© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0854